diff --git a/18/27.txt b/18/27.txt index 4045746..23815c2 100644 --- a/18/27.txt +++ b/18/27.txt @@ -1 +1 @@ -Nalain'ny vahôkan'i Dana ijay nataon'i Mika, torak'ijany ny mpisorogny, ary tonga tao Laisy areo, tagny amin'ny vahôke ijay tsy vôelingeligna sy tsy managna ahiahy ka mamono an-dreo tamin'ny sabatre areo ary nagnoro ilay tanàna. Tsy nisy n'ija n'ija nagnavotre an-dreo satria lalagna lavitre an'i Sidona ijany, ary tsy nanagna fifandresana tamin'ija na ija areo. tagny amin'ny lohasaha ijay akekin'ny Beti-rehoba ijany. Namerigna nanangagna ilay tanàna \ No newline at end of file +Nalain'ny vahôkan'i Dana ijay nataon'i Mika, torak'ijany ny mpisorogny, ary tonga tao Laisy areo, tagny amin'ny vahôke ijay tsy vôelingeligna sy tsy managna ahiahy ka mamono an-dreo tamin'ny sabatre areo ary nagnoro ilay tanàna. Tsy nisy n'ija n'ija nagnavotre an-dreo satria lalagna lavitre an'i Sidona ijany, ary tsy nanagna fifandresana tamin'ija na ija areo. tagny amin'ny lohasaha ijay akekin'ny Beti-rehoba ijany. Namerigna nanangagna ilay tanàna ireo Danita ka nonigna tao. Nomen-dreo ny agnarana hoe Dana ilay tan \ No newline at end of file