auto save
This commit is contained in:
parent
8a6084c7d5
commit
f9b8a21501
|
@ -1 +1 @@
|
|||
Tsy noroahin-dreo vahôkan'ny Manase ireo vahôke nitoetre tany amin'ny tanàn'i Beta Sana sy ireo jana-bohiny, na Tanasa sy ireo ijay nonigna tagny Dora sy ireo jana-bohiny, na ireo ijay nonigna tao Ibleama sy ireo jana-bohiny, na ireo ijay nonigna tagny Megido sy ireo jana-bohiny, satria efa tapa-kevitre ny hitoetre amin'ijany tany ijany ireo Kananita. Laha lasa natanjake i Israely; die noteren-dreo hanompo an-dreo tamin'ny asa
|
||||
Tsy noroahin-dreo vahôkan'ny Manase ireo vahôke nitoetre tany amin'ny tanàn'i Beta Sana sy ireo jana-bohiny, na Tanasa sy ireo ijay nonigna tagny Dora sy ireo jana-bohiny, na ireo ijay nonigna tao Ibleama sy ireo jana-bohiny, na ireo ijay nonigna tagny Megido sy ireo jana-bohiny, satria efa tapa-kevitre ny hitoetre amin'ijany tany ijany ireo Kananita. Laha lasa natanjake i Israely; die noteren-dreo hanompo an-dreo tamin'ny asa mafy ireo Kananita, nefa tsy mbola nandrôke an-dreo tanterake areo.
|
Loading…
Reference in New Issue