diff --git a/01/27.txt b/01/27.txt index 6ac1260..55f80fa 100644 --- a/01/27.txt +++ b/01/27.txt @@ -1 +1 @@ -Tsy noroahin-dreo vahôkan'ny Manase ireo vahôke nitoetre tany amin'ny tanàn'i Beta Sana sy ireo jana-bohiny, na Tanasa sy ireo ijay nonigna tagny Dora sy ireo jana-bohiny, na ireo ijay nonigna tao Ibleama sy ireo jana-bohiny, na ireo ijay nonigna tagny Megido sy ireo jana-bohiny, satria efa tapa-kevitre ny hitoetre amin'ijany tany ijany ireo Kananita. Laha lasa natanjake i Israely; die noteren-dreo hanompo an-dreo tamin'ny asa \ No newline at end of file +Tsy noroahin-dreo vahôkan'ny Manase ireo vahôke nitoetre tany amin'ny tanàn'i Beta Sana sy ireo jana-bohiny, na Tanasa sy ireo ijay nonigna tagny Dora sy ireo jana-bohiny, na ireo ijay nonigna tao Ibleama sy ireo jana-bohiny, na ireo ijay nonigna tagny Megido sy ireo jana-bohiny, satria efa tapa-kevitre ny hitoetre amin'ijany tany ijany ireo Kananita. Laha lasa natanjake i Israely; die noteren-dreo hanompo an-dreo tamin'ny asa mafy ireo Kananita, nefa tsy mbola nandrôke an-dreo tanterake areo. \ No newline at end of file