auto save
This commit is contained in:
parent
2b5323567e
commit
e56a097bce
|
@ -1 +1 @@
|
||||||
Namparin'i Ehoda ny tagnany havia ary nalainy teo amin'ny feny ankavanagna ny sabatre, natsatogny teo amin'ny vatan'ny mpanjaka ijany.Ilay tahon-tsabatre teo amin'ajy die nagnarake ny lamosigne. Nivôke tao an-damosigne ilay tendron-tsabatre ary nandrakotre an'ijany ilay tavy, fa tsy nagnatsôke ilay sabatre tamin'ny kibony i Ehoda. Avy eo die nivôke teo an-davarangagna i Ehoda ary nagnakatogna ireo varavaran'ny efitre ambony ary nagnidy an'ijany
|
\v 21 \v 22 \v 23 Namparin'i Ehoda ny tagnany havia ary nalainy teo amin'ny feny ankavanagna ny sabatre, natsatogny teo amin'ny vatan'ny mpanjaka ijany. Ilay tahon-tsabatre teo amin'ajy die nagnarake ny lamosigne. Nivôke tao an-damosigne ilay tendron-tsabatre ary nandrakotre an'ijany ilay tavy, fa tsy nagnatsôke ilay sabatre tamin'ny kibony i Ehoda. Avy eo die nivôke teo an-davarangagna i Ehoda ary nagnakatogna ireo varavaran'ny efitre ambony ary nagnidy an'ijany.
|
Loading…
Reference in New Issue