auto save

This commit is contained in:
TANALA-001 2021-10-08 14:15:56 +02:00 committed by root
parent 02e259d966
commit 2b5323567e
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Namparin'i Ehoda ny tagnany havia ary nalainy teo amin'ny feny ankavanagna ny sabatre, natsatogny teo amin'ny vatan'ny mpanjaka ijany.Ilay tahon-tsabatre teo amin'ajy die nagnarake ny lamosigne. Nivôke tao an-damosigne ilay tendron-tsabatre ary nandrakotre an'ijany ilay tavy, fa tsy nagnatsôke ilay sabatre tamin'ny kibony i Ehoda. Avy
Namparin'i Ehoda ny tagnany havia ary nalainy teo amin'ny feny ankavanagna ny sabatre, natsatogny teo amin'ny vatan'ny mpanjaka ijany.Ilay tahon-tsabatre teo amin'ajy die nagnarake ny lamosigne. Nivôke tao an-damosigne ilay tendron-tsabatre ary nandrakotre an'ijany ilay tavy, fa tsy nagnatsôke ilay sabatre tamin'ny kibony i Ehoda. Avy eo die nivôke teo an-davarangagna i Ehoda ary nagnakatogna ireo varavaran'ny efitre ambony ary nagnidy an'ijany