From 2b5323567e6e38efe5c2a8c5f17dbbec2aeeaae0 Mon Sep 17 00:00:00 2001 From: TANALA-001 <> Date: Fri, 8 Oct 2021 14:15:56 +0200 Subject: [PATCH] auto save --- 03/21.txt | 2 +- 1 file changed, 1 insertion(+), 1 deletion(-) diff --git a/03/21.txt b/03/21.txt index 77897a0..d45dbd1 100644 --- a/03/21.txt +++ b/03/21.txt @@ -1 +1 @@ -Namparin'i Ehoda ny tagnany havia ary nalainy teo amin'ny feny ankavanagna ny sabatre, natsatogny teo amin'ny vatan'ny mpanjaka ijany.Ilay tahon-tsabatre teo amin'ajy die nagnarake ny lamosigne. Nivôke tao an-damosigne ilay tendron-tsabatre ary nandrakotre an'ijany ilay tavy, fa tsy nagnatsôke ilay sabatre tamin'ny kibony i Ehoda. Avy \ No newline at end of file +Namparin'i Ehoda ny tagnany havia ary nalainy teo amin'ny feny ankavanagna ny sabatre, natsatogny teo amin'ny vatan'ny mpanjaka ijany.Ilay tahon-tsabatre teo amin'ajy die nagnarake ny lamosigne. Nivôke tao an-damosigne ilay tendron-tsabatre ary nandrakotre an'ijany ilay tavy, fa tsy nagnatsôke ilay sabatre tamin'ny kibony i Ehoda. Avy eo die nivôke teo an-davarangagna i Ehoda ary nagnakatogna ireo varavaran'ny efitre ambony ary nagnidy an'ijany \ No newline at end of file