auto save

This commit is contained in:
TANALA-001 2021-10-07 13:45:44 +02:00 committed by root
parent f771b693aa
commit da0c5a2efd
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Noteren'iAmorita agny amin'ny tany ambo ny fokon'i Dana, ary tsy navelany nijotso tagny amin'ny lemake areo. Ka die nonigna tao an-tetin'i Heresa, tagny Aijalona,ary tagny Salbima ireo Amorita, nefa ny miaramila maherin'ny ankohonan'i Josefa nandrese an-dreo, art die noteren-dreo hanompo an'ajy amin'ny asa mafy areo. Nihitatre avy tagny amin'ny
Noteren'iAmorita agny amin'ny tany ambo ny fokon'i Dana, ary tsy navelany nijotso tagny amin'ny lemake areo. Ka die nonigna tao an-tetin'i Heresa, tagny Aijalona,ary tagny Salbima ireo Amorita, nefa ny miaramila maherin'ny ankohonan'i Josefa nandrese an-dreo, art die noteren-dreo hanompo an'ajy amin'ny asa mafy areo. Nihitatre avy tagny amin'ny tany ambonin'i Akrabima agny Sela niakatre lahatagny amin'ny tany ambo ny sisin-tanin ireo Amorita.