From da0c5a2efda20c5d3e939d40935295c39c9c0ed2 Mon Sep 17 00:00:00 2001 From: TANALA-001 <> Date: Thu, 7 Oct 2021 13:45:44 +0200 Subject: [PATCH] auto save --- 01/34.txt | 2 +- 1 file changed, 1 insertion(+), 1 deletion(-) diff --git a/01/34.txt b/01/34.txt index c5f27f1..e8fd038 100644 --- a/01/34.txt +++ b/01/34.txt @@ -1 +1 @@ -Noteren'iAmorita agny amin'ny tany ambo ny fokon'i Dana, ary tsy navelany nijotso tagny amin'ny lemake areo. Ka die nonigna tao an-tetin'i Heresa, tagny Aijalona,ary tagny Salbima ireo Amorita, nefa ny miaramila maherin'ny ankohonan'i Josefa nandrese an-dreo, art die noteren-dreo hanompo an'ajy amin'ny asa mafy areo. Nihitatre avy tagny amin'ny \ No newline at end of file +Noteren'iAmorita agny amin'ny tany ambo ny fokon'i Dana, ary tsy navelany nijotso tagny amin'ny lemake areo. Ka die nonigna tao an-tetin'i Heresa, tagny Aijalona,ary tagny Salbima ireo Amorita, nefa ny miaramila maherin'ny ankohonan'i Josefa nandrese an-dreo, art die noteren-dreo hanompo an'ajy amin'ny asa mafy areo. Nihitatre avy tagny amin'ny tany ambonin'i Akrabima agny Sela niakatre lahatagny amin'ny tany ambo ny sisin-tanin ireo Amorita. \ No newline at end of file