auto save

This commit is contained in:
TANALA-001 2021-10-17 14:07:33 +02:00 committed by root
parent 4d78a5c3f2
commit d921868f20
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Nihodigna areo ary nilefa nijotre nenga agny nenga agny an'efitre tagny amin'ny vatolampin'i Rimona. Nahafaty olo dimy arivo hafa tamin'dreo ny Israelita tegne an-dalagna. nagnanjake an-dreo fehijay areo; ary nagnarake an-dreo akeky tegny an-dalagna nenga agny Gidoma, ary tagny no namonoan-dreo olo roa arivo fagnampiny.Dimy arivo sy roa alignaireo miaramilan'i Benjamina abiaby lavo tamin'ijany andro ijany- die lelahy ijay vôomagna hiady amin'nysaba
\v 45 \v 46 Nihodigna areo ary nilefa nijotre nenga agny nenga agny an'efitre tagny amin'ny vatolampin'i Rimona. Nahafaty olo dimy arivo hafa tamin'dreo ny Israelita tegne an-dalagna. nagnanjake an-dreo fehijay areo; ary nagnarake an-dreo akeky tegny an-dalagna nenga agny Gidoma, ary tagny no namonoan-dreo olo roa arivo fagnampiny.Dimy arivo sy roa alignaireo miaramilan'i Benjamina abiaby lavo tamin'ijany andro ijany- die lelahy ijay vôomagna hiady amin'ny sabatre ; ijy abiabydie niavake tamin'ny ady