diff --git a/20/45.txt b/20/45.txt index 253acf5..b4c35dd 100644 --- a/20/45.txt +++ b/20/45.txt @@ -1 +1 @@ -Nihodigna areo ary nilefa nijotre nenga agny nenga agny an'efitre tagny amin'ny vatolampin'i Rimona. Nahafaty olo dimy arivo hafa tamin'dreo ny Israelita tegne an-dalagna. nagnanjake an-dreo fehijay areo; ary nagnarake an-dreo akeky tegny an-dalagna nenga agny Gidoma, ary tagny no namonoan-dreo olo roa arivo fagnampiny.Dimy arivo sy roa alignaireo miaramilan'i Benjamina abiaby lavo tamin'ijany andro ijany- die lelahy ijay vôomagna hiady amin'nysaba \ No newline at end of file +\v 45 \v 46 Nihodigna areo ary nilefa nijotre nenga agny nenga agny an'efitre tagny amin'ny vatolampin'i Rimona. Nahafaty olo dimy arivo hafa tamin'dreo ny Israelita tegne an-dalagna. nagnanjake an-dreo fehijay areo; ary nagnarake an-dreo akeky tegny an-dalagna nenga agny Gidoma, ary tagny no namonoan-dreo olo roa arivo fagnampiny.Dimy arivo sy roa alignaireo miaramilan'i Benjamina abiaby lavo tamin'ijany andro ijany- die lelahy ijay vôomagna hiady amin'ny sabatre ; ijy abiabydie niavake tamin'ny ady \ No newline at end of file