auto save

This commit is contained in:
TANALA-001 2021-10-07 09:26:07 +02:00 committed by root
parent 5a3a3b2e42
commit 5ed5847732
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Tsy ela die tonga tagny amin'i Otniela i Aksa, ary nandrisike an'ajy hangatake amin'ny abany mba hagnome harenagna raike ho an'ajy ijy. Laha niala tamin'ny ampondrany ijy die nagnontany an'ajy i Kaleba hoe: Ino no ajoko atao anao?'' Ary hoy ijy tamin'ajy: ''omeo tso-drano iaho. Satria efa nomenao an'ahy ny tany Negeva, die omeo loharano mandy koa iaho. '' Ka die nomen'i Kaleba an'ajy ny loharano ambony sy ny loha
Tsy ela die tonga tagny amin'i Otniela i Aksa, ary nandrisike an'ajy hangatake amin'ny abany mba hagnome harenagna raike ho an'ajy ijy. Laha niala tamin'ny ampondrany ijy die nagnontany an'ajy i Kaleba hoe: Ino no ajoko atao anao?'' Ary hoy ijy tamin'ajy: ''omeo tso-drano iaho. Satria efa nomenao an'ahy ny tany Negeva, die omeo loharano mandy koa iaho. '' Ka die nomen'i Kaleba an'ajy ny loharano ambony sy ny loharano am