1 line
423 B
Plaintext
1 line
423 B
Plaintext
Tsy ela die tonga tagny amin'i Otniela i Aksa, ary nandrisike an'ajy hangatake amin'ny abany mba hagnome harenagna raike ho an'ajy ijy. Laha niala tamin'ny ampondrany ijy die nagnontany an'ajy i Kaleba hoe: Ino no ajoko atao anao?'' Ary hoy ijy tamin'ajy: ''omeo tso-drano iaho. Satria efa nomenao an'ahy ny tany Negeva, die omeo loharano mandy koa iaho. '' Ka die nomen'i Kaleba an'ajy ny loharano ambony sy ny loharano am |