auto save

This commit is contained in:
TANALA-001 2021-10-16 12:34:11 +02:00 committed by root
parent e907c27009
commit 4e0c076ed7
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Ireo lelahy dimy ijay nandeha hisafo ilay tany die nenga agny ary nangala ilay sarin-draha vôsikotre, ilay efoda, ireo terafima, ary ilay sarin-draha agn'idigna, laha nijoro teo amin'ny fidirana eo amin'ny vavahady niarake tamin'ny lelahy eninjato mitondra fitôvam-piadiana ilay mpisorogna. Laha nenga ao amin'ny tragnon'i Mika ireo ka nangala ilay sary agn'idigna, efoda, ireo andriamanitry ny tokantrano
Ireo lelahy dimy ijay nandeha hisafo ilay tany die nenga agny ary nangala ilay sarin-draha vôsikotre, ilay efoda, ireo terafima, ary ilay sarin-draha agn'idigna, laha nijoro teo amin'ny fidirana eo amin'ny vavahady niarake tamin'ny lelahy eninjato mitondra fitôvam-piadiana ilay mpisorogna. Laha nenga ao amin'ny tragnon'i Mika ireo ka nangala ilay sary agn'idigna, efoda, ireo andriamanitry ny tokantrano, ary ilay sarin-draha vôsikotre, die hoy ilay mpisorogna tamin-dreo hoe