diff --git a/18/17.txt b/18/17.txt index 6bfa462..4fb4af7 100644 --- a/18/17.txt +++ b/18/17.txt @@ -1 +1 @@ -Ireo lelahy dimy ijay nandeha hisafo ilay tany die nenga agny ary nangala ilay sarin-draha vôsikotre, ilay efoda, ireo terafima, ary ilay sarin-draha agn'idigna, laha nijoro teo amin'ny fidirana eo amin'ny vavahady niarake tamin'ny lelahy eninjato mitondra fitôvam-piadiana ilay mpisorogna. Laha nenga ao amin'ny tragnon'i Mika ireo ka nangala ilay sary agn'idigna, efoda, ireo andriamanitry ny tokantrano \ No newline at end of file +Ireo lelahy dimy ijay nandeha hisafo ilay tany die nenga agny ary nangala ilay sarin-draha vôsikotre, ilay efoda, ireo terafima, ary ilay sarin-draha agn'idigna, laha nijoro teo amin'ny fidirana eo amin'ny vavahady niarake tamin'ny lelahy eninjato mitondra fitôvam-piadiana ilay mpisorogna. Laha nenga ao amin'ny tragnon'i Mika ireo ka nangala ilay sary agn'idigna, efoda, ireo andriamanitry ny tokantrano, ary ilay sarin-draha vôsikotre, die hoy ilay mpisorogna tamin-dreo hoe \ No newline at end of file