auto save

This commit is contained in:
TANALA-001 2021-10-16 12:34:11 +02:00 committed by root
parent ac159aefde
commit 3186fb08aa
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Nifoha ny tompony nony maraigna ary namoha ny varangaragn'ny tragno ka nivôke ijy hanohy ny lalagny. Nahita ny vadintsindranony niampatre teo am-barangaragna ijy, ary ny tagnany teo an-tokonam-baravaragna. Die hoy ilay Levita tamin'ajy hoe: ''Mifohaja, andao antsena handeha
\v 27 \v 28 Nifoha ny tompony nony maraigna ary namoha ny varangaragn'ny tragno ka nivôke ijy hanohy ny lalagny. Nahita ny vadintsindranony niampatre teo am-barangaragna ijy, ary ny tagnany teo an-tokonam-baravaragna. Die hoy ilay Levita tamin'ajy hoe: ''Mifohaja, andao antsena handeha. ''Nefa tsy nisy namaly. Nasampiny teo amin'ny ampondra ijy, ary nenga hody agny amin'ilay lelahy.