diff --git a/19/27.txt b/19/27.txt index da1893a..8542a2b 100644 --- a/19/27.txt +++ b/19/27.txt @@ -1 +1 @@ -Nifoha ny tompony nony maraigna ary namoha ny varangaragn'ny tragno ka nivôke ijy hanohy ny lalagny. Nahita ny vadintsindranony niampatre teo am-barangaragna ijy, ary ny tagnany teo an-tokonam-baravaragna. Die hoy ilay Levita tamin'ajy hoe: ''Mifohaja, andao antsena handeha \ No newline at end of file +\v 27 \v 28 Nifoha ny tompony nony maraigna ary namoha ny varangaragn'ny tragno ka nivôke ijy hanohy ny lalagny. Nahita ny vadintsindranony niampatre teo am-barangaragna ijy, ary ny tagnany teo an-tokonam-baravaragna. Die hoy ilay Levita tamin'ajy hoe: ''Mifohaja, andao antsena handeha. ''Nefa tsy nisy namaly. Nasampiny teo amin'ny ampondra ijy, ary nenga hody agny amin'ilay lelahy. \ No newline at end of file