auto save

This commit is contained in:
TANALA-001 2021-10-12 20:20:37 +02:00 committed by root
parent 8c047bd550
commit 10d9ee7264
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Hoy ijy hoe: ''Mandehana.'' Nalefany nandritre ny roe volagna ijy. Die nandalo an'ajy rajajaviavy, ijy sy ny fangoraham-pony, ka nitomagny ny maha-virijiny an'ajy tagny amin'ny tety. Laha vita ny roa volagna die nipody tagny amin'iabany ijy, ijay nagnano tamin'ajy arake ny voady fampagnantenana ijay nataony. Ary tsy mbola niara-niandry tamin'ny lelahy ijy, ka lasa fomba fanao isan-taogna tao Israely fa hamerigna hitantara ijany tantaran'ny janakavavin'i Jefta ilay Gileadita ijany, Hoy ijy hoe: ''Mandehana.'' Nalefany nandritre ny roe volagna ijy. Die nandalo an'ajy rajajaviavy, ijy sy ny fangoraham-pony, ka nitomagny ny maha-virijiny an'ajy tagny amin'ny tety. Laha vita ny roa volagna die nipody tagny amin'iabany ijy, ijay nagnano tamin'ajy arake ny voady fampagnantenana ijay nataony. Ary tsy mbola niara-niandry tamin'ny lelahy ijy, ka lasa fomba fanao isan-taogna tao Israely fa hamerigna hitantara ijany tantaran'ny janakavavin'i Jefta ilay Gileadita ijany, mandritre