From 10d9ee7264facb1e377f62091a97a1aa7910652a Mon Sep 17 00:00:00 2001 From: TANALA-001 <> Date: Tue, 12 Oct 2021 20:20:37 +0200 Subject: [PATCH] auto save --- 11/38.txt | 2 +- 1 file changed, 1 insertion(+), 1 deletion(-) diff --git a/11/38.txt b/11/38.txt index 41297ca..ab4b2b8 100644 --- a/11/38.txt +++ b/11/38.txt @@ -1 +1 @@ -Hoy ijy hoe: ''Mandehana.'' Nalefany nandritre ny roe volagna ijy. Die nandalo an'ajy rajajaviavy, ijy sy ny fangoraham-pony, ka nitomagny ny maha-virijiny an'ajy tagny amin'ny tety. Laha vita ny roa volagna die nipody tagny amin'iabany ijy, ijay nagnano tamin'ajy arake ny voady fampagnantenana ijay nataony. Ary tsy mbola niara-niandry tamin'ny lelahy ijy, ka lasa fomba fanao isan-taogna tao Israely fa hamerigna hitantara ijany tantaran'ny janakavavin'i Jefta ilay Gileadita ijany, \ No newline at end of file +Hoy ijy hoe: ''Mandehana.'' Nalefany nandritre ny roe volagna ijy. Die nandalo an'ajy rajajaviavy, ijy sy ny fangoraham-pony, ka nitomagny ny maha-virijiny an'ajy tagny amin'ny tety. Laha vita ny roa volagna die nipody tagny amin'iabany ijy, ijay nagnano tamin'ajy arake ny voady fampagnantenana ijay nataony. Ary tsy mbola niara-niandry tamin'ny lelahy ijy, ka lasa fomba fanao isan-taogna tao Israely fa hamerigna hitantara ijany tantaran'ny janakavavin'i Jefta ilay Gileadita ijany, mandritre \ No newline at end of file