Tue Sep 29 2020 10:18:08 GMT-0400 (Eastern Daylight Time)
This commit is contained in:
parent
095fa1981c
commit
d66f5589e5
|
@ -1 +1 @@
|
|||
\v 12 Ny fagnatanterahana io asa fanompôna io die tsy vitan'ny hoe mahafeno ny raha ilain'ny mpino fotsiny mandy. Mitombo mandy koa ijany amin'ny asa fanomejam-pisôrana rahabe an'Andriamanitra. \v 13 Fa noho ny fitsapana anareo ijay vôporofo amin'io asa io, die hagnome voninahitre an' Andriamanitra koa anareo amin'ny fankatovana ny fibabohanareo amin'ny filanjantsaran' i kristy. Die hagnome voninahitre an'Andriamanitra koa anareo amin'ny fahalalan-tagnanareo amin'ny fagnomejana ho andreo sy ny olo abiaby. \v 14 Magniry anao areo, ary mivavaka ho anao areo. Magnano ijany areo noho ny fahalebiajan'ny fahasoavan'Andriamanitra ao aminao. \v 15 Ho an'Andriamanitra anie ny saotre noho ny fagnomejane tsy hay jakaina
|
||||
\v 12 Ny fagnatanterahana io asa fanompôna io die tsy vitan'ny hoe mahafeno ny raha ilain'ny mpino fotsiny mandy. Mitombo mandy koa ijany amin'ny asa fanomejam-pisôrana rahabe an'Andriamanitra. \v 13 Fa noho ny fitsapana anareo ijay vôporofo amin'io asa io, die hagnome voninahitre an' Andriamanitra koa anareo amin'ny fankatovana ny fibabohanareo amin'ny filanjantsaran' i kristy. Die hagnome voninahitre an'Andriamanitra koa anareo amin'ny fahalalan-tagnanareo amin'ny fagnomejana ho andreo sy ny olo abiaby. \v 14 Magniry anao areo, ary mivavaka ho anao areo. Magnano ijany areo noho ny fahalebiajan'ny fahasoavan'Andriamanitra ao aminao. \v 15 Ho an'Andriamanitra anie ny saotre noho ny fagnomejane tsy hay jakaina!
|
|
@ -1 +1 @@
|
|||
\v 13 Antsena, na ijany aja, tsy hirehareha mihôtra ny tokony ho ijy. Fa koja, amboarinay mandy ijany inay misy farany araka ny nanendren'Andriamanitra anay, fetra ijay mahakasika anareo. \v 14 Fa tsy mitandrigna ny tegnanay ijahay laha efa avy tegny aminareo. Ahay no avy vôlohany hatratagny aminareo niaraka tamin'ny filajantsaran'nh Kristy.
|
||||
\v 13 Antsena, na ijany aja, tsy hirehareha mihôtra ny tokony ho ijy. Fa koja, amboarinay mandy ijany inay misy farany araka ny nanendren'Andriamanitra anay, fetra ijay mahakasika anareo. \v 14 Fa tsy mitandrigna ny tegnanay ijahay laha efa avy tegny aminareo. Ahay no avy vôlohany hatratagny aminareo niaraka tamin'ny filajantsaran'i Kristy.
|
|
@ -1 +1 @@
|
|||
Toko 10
|
||||
Toko faha 10
|
Loading…
Reference in New Issue