auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD002 2019-11-22 01:51:54 -04:00 committed by root
parent 7fe7f6ea02
commit 8d4a83db61
3 changed files with 3 additions and 0 deletions

1
01/23.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 23 Fa nagnatso an'Andriamanitra iaho, hijoro vavolombelogna ho an'ahe ijay antone tsy niaviako tao Korinto mba hamindrako fo aminareo. \v 24 Ijany die tsy sagnatria noho ahay miejake ny mamehe ijay tokone ho finoanareo, Fa koja, ahay die miara-miasa aminareo amin'ny fifalianareo, satria anareo mijoro amin'ny finoanareo.

1
09/01.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 1 Mikasika ny asa fanompôna ho an'ny mpino, tsy tena ilaiko ny manoratre ho anareo.\v 2 Fantatro ny momba ny fagnirianareo, ijay ireharehako amin'ny olon'ny Makedonia. Nojakaiko an-dreo fa Akaia die efa vognona nanomboke tamin'ny taogna lasa. Ny jotom-ponareo no nanosike ny ankamaroan-dreo hiasa.

1
09/title.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Toko faha 9