diff --git a/01/23.txt b/01/23.txt new file mode 100644 index 0000000..4b98a20 --- /dev/null +++ b/01/23.txt @@ -0,0 +1 @@ +\v 23 Fa nagnatso an'Andriamanitra iaho, hijoro vavolombelogna ho an'ahe ijay antone tsy niaviako tao Korinto mba hamindrako fo aminareo. \v 24 Ijany die tsy sagnatria noho ahay miejake ny mamehe ijay tokone ho finoanareo, Fa koja, ahay die miara-miasa aminareo amin'ny fifalianareo, satria anareo mijoro amin'ny finoanareo. \ No newline at end of file diff --git a/09/01.txt b/09/01.txt new file mode 100644 index 0000000..4b1f95d --- /dev/null +++ b/09/01.txt @@ -0,0 +1 @@ +\v 1 Mikasika ny asa fanompĂ´na ho an'ny mpino, tsy tena ilaiko ny manoratre ho anareo.\v 2 Fantatro ny momba ny fagnirianareo, ijay ireharehako amin'ny olon'ny Makedonia. Nojakaiko an-dreo fa Akaia die efa vognona nanomboke tamin'ny taogna lasa. Ny jotom-ponareo no nanosike ny ankamaroan-dreo hiasa. \ No newline at end of file diff --git a/09/title.txt b/09/title.txt new file mode 100644 index 0000000..54ec2c4 --- /dev/null +++ b/09/title.txt @@ -0,0 +1 @@ +Toko faha 9 \ No newline at end of file