auto save

This commit is contained in:
MAD012 2020-05-28 16:16:06 +03:00 committed by root
parent 8db4c5c6ba
commit ffb3063821
2 changed files with 2 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Namaly le mpagnano zaridaina ka nitare hoe: 'Avelao ho akeo io alô am'ty taona ty mandra-pangad
Namaly le mpagnano zaridaina ka nitare hoe: 'Avelao ho akeo io alô am'ty taona ty mandra-pangadiko magnodidina an'azy sy hagnaseko zezika akeo amin'azy. Raha mamô izy amin'ny taona magnaraka, de tsara; fa raha tsy zany, de kapao izy!'"

1
13/10.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Ary Jesosy nampianatra takao amin'ny raika tamin'ny Synagoga nandritry ny Sabata. Indro nisy vevavt raika ze nanagna ny fanahy ratsin'ny falemena nandritry ny valo ambefolo taona takeo, ary izy de nivokoka ary tsy navita nitsangana tsara.