diff --git a/13/08.txt b/13/08.txt index 788c26a..1dc7896 100644 --- a/13/08.txt +++ b/13/08.txt @@ -1 +1 @@ -Namaly le mpagnano zaridaina ka nitare hoe: 'Avelao ho akeo io alô am'ty taona ty mandra-pangad \ No newline at end of file +Namaly le mpagnano zaridaina ka nitare hoe: 'Avelao ho akeo io alô am'ty taona ty mandra-pangadiko magnodidina an'azy sy hagnaseko zezika akeo amin'azy. Raha mamô izy amin'ny taona magnaraka, de tsara; fa raha tsy zany, de kapao izy!'" \ No newline at end of file diff --git a/13/10.txt b/13/10.txt new file mode 100644 index 0000000..afbd0bb --- /dev/null +++ b/13/10.txt @@ -0,0 +1 @@ +Ary Jesosy nampianatra takao amin'ny raika tamin'ny Synagoga nandritry ny Sabata. Indro nisy vevavt raika ze nanagna ny fanahy ratsin'ny falemena nandritry ny valo ambefolo taona takeo, ary izy de nivokoka ary tsy navita nitsangana tsara. \ No newline at end of file