auto save

This commit is contained in:
MAD012 2020-05-28 16:42:53 +03:00 committed by root
parent 70d7e63058
commit ce36bc96d5
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
"Ry Jerosalema, ry Jerosalema, ze mamono ny mpaminagny sy mitora-bato reo ze nirahina taigny aminareo. Impiry ma Za no nagniry ny hanangona ny zanakareo salan'ny akoho vavy manangona ny zagnany ambany embagny, kanefa tsy nagniry an'zany anareo. Indro, nilôzana ny tragnonareo. Za de mitare aminareo, tsy ho tazagnareo Za
"Ry Jerosalema, ry Jerosalema, ze mamono ny mpaminagny sy mitora-bato reo ze nirahina taigny aminareo. Impiry ma Za no nagniry ny hanangona ny zanakareo salan'ny akoho vavy manangona ny zagnany ambany embagny, kanefa tsy nagniry an'zany anareo. Indro, nilôzana ny tragnonareo. Za de mitare aminareo, tsy ho tazagnareo Za ambara-pitinenanareo hoe: "Sambatra ze avy amin'ny agnaran'ny Tompo.'"