auto save

This commit is contained in:
MAD012 2020-05-28 16:42:53 +03:00 committed by root
parent bde3e34fbc
commit 70d7e63058
2 changed files with 2 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Tafarakelin'zany, nisy Fariseo sasagny tonga ary nilaza tamin'Azy hoe: "Mandiana ilaozy ny aketo satria Heroda de te-hamono An'nao." Jesosy nitare hoe: "Mandiana ary lazao an'zany ambôhaolo zany hoe: 'Indro, za mandrôka demonia sy magnano fagnasitranana gniany sy amaraigna, ary amin'ny andro fatelo de ho tratrako ny tanjoko.' Na ino na ino mitranga, zava-dehibe Aminà ny manohy gniany, amaraigna, sy ny andro ma
Tafarakelin'zany, nisy Fariseo sasagny tonga ary nilaza tamin'Azy hoe: "Mandiana ilaozy ny aketo satria Heroda de te-hamono An'nao." Jesosy nitare hoe: "Mandiana ary lazao an'zany ambôhaolo zany hoe: 'Indro, za mandrôka demonia sy magnano fagnasitranana gniany sy amaraigna, ary amin'ny andro fatelo de ho tratrako ny tanjoko.' Na ino na ino mitranga, zava-dehibe Aminà ny manohy gniany, amaraigna, sy ny andro manaraka, satria tsy azo ekena ny famonoana ny mpaminagny lavitra an'i Jeroalema.

1
13/34.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
"Ry Jerosalema, ry Jerosalema, ze mamono ny mpaminagny sy mitora-bato reo ze nirahina taigny aminareo. Impiry ma Za no nagniry ny hanangona ny zanakareo salan'ny akoho vavy manangona ny zagnany ambany embagny, kanefa tsy nagniry an'zany anareo. Indro, nilôzana ny tragnonareo. Za de mitare aminareo, tsy ho tazagnareo Za