Thu Dec 03 2020 14:35:39 GMT-0500 (Eastern Standard Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2020-12-03 14:35:40 -05:00
parent 2d6d30d44b
commit 014bf9d134
3 changed files with 3 additions and 3 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 29 Tamin'ny finona no nitsakan-jareo ranomasina mena ôtran'ny mande maigna. Rafa nagnandrana nagnano an'zany reo Egyptiana de vôteligna zareo. \v 30 Tamin'ny finona no nirodagnan'ny mandan'i Jeriko, rafa avy nagnodidigna nadritra ny fito andro izy reo. \v 31 Tamin'ny finona no tsy nafaty an'i Rahaba le mpivarotegna miaraka tam'reo mpaniasia, satria nandray reo mpisafo tany tamin'ny fiadanana izy.
\v 29 Tamin'ny finona no nitsakan-jareo ny Ranomasina Mena ôtran'ny mande maigna. Rafa nagnandrana nagnano an'zany reo Egyptiana, de vôteligna zareo. \v 30 Tamin'ny finona no nirodagnan'ny mandan'i Jeriko, rafa avy nagnodidigna nandritra ny fito andro izy reo. \v 31 Tamin'ny finona no tsy nafaty an'i Rahaba le mpivarotegna miaraka tam'reo mpaniasia, satria nandray reo mpisafo tany tamin'ny fiadanana izy.

View File

@ -1 +1 @@
\v 32 Ino ihany kô no afaka lazaiko? Fa ho lany ny fotônako raha mikoragna momban'i Gideona, Baraka, Samsona, Jefta, Davida, Samoela, ary momban'reo mpaminagny za.\v 33 Tamin'ny halalan'ny finona no nazaôn'jareo ny fanjakana, niasa ara-drariny, ary nandry an'reo fampagnatenana. Nagnakombogna ny vavan'reo Liona zareo,\v 34 namono ny herin'ny afo, nilefa ny lelan'ny sabatra, satria tam'reo aretina, lasana nahery agn'ady ary nadresy an'reo tafika vahiny.
\v 32 Ino ihany kô no afaka lazaiko? Fa ho lany ny fotônako raha mikoragna momban'i Gideona, Baraka, Samsona, Jefta, Davida, Samoela, ary momban'reo mpaminagny za. \v 33 Tamin'ny alalan'ny finona no nazaôn'jareo ny fanjakana, niasa ara-drariny, ary nandry an'reo fampagnatenana. Nagnakombogna ny vavan'reo liona zareo, \v 34 namono ny herin'ny afo, nilefa ny lelan'ny sabatra, sitrana tam'reo aretina, lasana nahery agn'ady ary nadresy an'reo tafika vahiny.

View File

@ -149,7 +149,7 @@
"11-20",
"11-23",
"11-27",
"11-32",
"11-29",
"11-35",
"11-39",
"12-01",