Thu Dec 03 2020 14:33:39 GMT-0500 (Eastern Standard Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2020-12-03 14:33:40 -05:00
parent ee9f72a318
commit 2d6d30d44b
3 changed files with 3 additions and 3 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 23 Tamin'ny finona Mosesy, rafa teraka izy de nasitrik'reo ray aman-dreniny nandritry ny telo volana satria hitan'jareo fa zaza tsara izy. Tsy natatra ny didin'ny mpanjaka zareo. \v 24 Tamin'ny finona Mosesy, tafaran'ny naleibe an'azy, no nandà ny hentsovana an'azy ho zanaka làhin'ny zanaka vavin'i Farao. \v 25 Fa sosa, nisafidy ny hijaly niarka tamin'ny vahôkan'Andriamanitra izy, ôtran'ze hankafy an'reo fafinaretan'ny fahotana mandritry ny fotôna foika. \v 26 Nilaza izy hoe ny fafam-baraka amin'ny fagnarahana an'i Kristy de harena ngaza no reo haren'i Egypt. Satria nampifatoka an'reo masony tamin'ny valisoany izy.
\v 23 Tamin'ny finona Mosesy, rafa teraka izy de nasitrik'reo ray aman-dreniny nandritry ny telo volana satria hitan'jareo fa zaza tsara izy. Tsy natatra ny didin'ny mpanjaka zareo. \v 24 Tamin'ny finona Mosesy, tafaran'ny naleibe an'azy, no nandà ny hentsovana an'azy ho zanaka làhin'ny zanaka vavin'i Farao. \v 25 Fa kosa, nisafidy ny hijaly niaraka tamin'ny vahôkan'Andriamanitra izy, ôtran'ze hankafy an'reo fafinaretan'ny fahotana mandritry ny fotôna foika. \v 26 Nilaza izy hoe ny fafam-baraka amin'ny fagnarahana an'i Kristy de harena ngaza no reo haren'i Egypta. Satria nampifatoka an'reo masony tamin'ny valisoany izy.

View File

@ -1 +1 @@
\v 27 Tamin'ny finona no nelan'i Mosesy taigny Egypta. Tsy natatra ny fasosen'ny mpanjaka izy, fa niaritra an'zany ôtran'ny le nahitany le tsy hita maso. \v 28 Tamin'ny finona no nitandremany ny Paska sy ny famafazana ny rà, mba tsy hikasika ny zanaka lahimatoan'reo Isrelita ny mpandringana ny zanaka lahimatoa.
\v 27 Tamin'ny finona no nelan'i Mosesy taigny Egypta. Tsy nataotra ny fasosen'ny mpanjaka izy, fa niaritra an'zany ôtran'ny le nahitany le tsy hita maso. \v 28 Tamin'ny finona no nitandremany ny Paska sy ny famafazana ny rà, mba tsy hikasika ny zanaka lahimatoan'reo Isrelita ny mpandringana ny zanaka lahimatoa.

View File

@ -147,8 +147,8 @@
"11-15",
"11-17",
"11-20",
"11-23",
"11-27",
"11-29",
"11-32",
"11-35",
"11-39",