auto save
This commit is contained in:
parent
9d0fc1df65
commit
d5af852902
|
@ -1 +1 @@
|
|||
\v 5 Satria ho avy gne fotoagny izay tsy hazakan'olo gne feon'e fampianaragny. F'izy, indreo da hifisy mpampianatry ho andreo arak'e fagniriany manokagny. Izany da hagnitikitiky gne sofindreo. \v 3 \v 4 Hangala gne fitenomandreo gname fahamarinagny izany, da hivily ho agny ame tafasiry. Kanefa anareo, eritrereto tsara gne raha agnaby. Hiareto gne raha sarotry; amboaro gn'asan'e evanjelista; tanteray gne fanompoanareo.
|
||||
\v 3 Satria ho avy gne fotoagny izay tsy hazakan'olo gne feon'e fampianaragny. F'izy, indreo da hifisy mpampianatry ho andreo arak'e fagniriany manokagny. Izany da hagnitikitiky gne sofindreo. \v 4 Hangala gne fitenomandreo gname fahamarinagny izany, da hivily ho agny ame tafasiry. \v 5 Kanefa anareo, eritrereto tsara gne raha agnaby. Hiareto gne raha sarotry; amboaro gn'asan'e evanjelista; tanteray gne fanompoanareo.
|
Loading…
Reference in New Issue