auto save

This commit is contained in:
MAD122 2020-03-04 02:44:22 -05:00 committed by root
parent 24c8a9ea8a
commit 9d0fc1df65
2 changed files with 2 additions and 2 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 1 Izaho da magnome ity didy hentitry ity eo ankatrefan'Andriamanitry izy am'i Jesosy Kristy, izay hitsara gne velogny izy ame maty, sady noho ne fisehoany izy ame fanjakany: \v 2 Mitoria gne Zaka. Mivognona na ame fotoagny na tsy ame fotoagny. Magnanara, mizaka mafy, mandrisiha, amim-paharetagny izy ame fampianaragny agnaby.
\v 1 \v 2

View File

@ -1 +1 @@
Satria ho avy gne fotoagny izay tsy hazakan'olo gne feon'e fampianaragny. F'izy, indreo da hifisy mpampianatry ho andreo arak'e fagniriany manokagny. Izany da hagnitikitiky gne sofindreo. Hangala gne fitenomandreo gname fahamarinagny izany, da hivily ho agny ame tafasiry. Kanefa anareo, eritrereto tsara gne raha agnaby. H
\v 5 Satria ho avy gne fotoagny izay tsy hazakan'olo gne feon'e fampianaragny. F'izy, indreo da hifisy mpampianatry ho andreo arak'e fagniriany manokagny. Izany da hagnitikitiky gne sofindreo. \v 3 \v 4 Hangala gne fitenomandreo gname fahamarinagny izany, da hivily ho agny ame tafasiry. Kanefa anareo, eritrereto tsara gne raha agnaby. Hiareto gne raha sarotry; amboaro gn'asan'e evanjelista; tanteray gne fanompoanareo.