auto save

This commit is contained in:
MAD122 2020-03-03 11:19:48 -05:00 committed by root
parent a802a687d3
commit cb53fd98b1
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 8 \v 9 \v 10 \v 11 Ka megnatry ame fijoroagny vavolombelo momba gne Tompontsika, na amina, Paoly, gne gadrany. F'izy, mizara ame fahoriagny gne filazantsara arak'e herin'Andriamanitry. Fa Andriamanitry gne namonjy antsika sady nangaiky antsika tame antso masigny. Nagnano izany Izy, tsy nohon'e drafitry izay efa naniny
\v 8 \v 9 \v 10 \v 11 Ka megnatry ame fijoroagny vavolombelo momba gne Tompontsika, na amina, Paoly, gne gadrany. F'izy, mizara ame fahoriagny gne filazantsara arak'e herin'Andriamanitry. Fa Andriamanitry gne namonjy antsika sady nangaiky antsika tame antso masigny. Nagnano izany Izy, tsy nohon'e drafitry izay efa naniny sady gne fahasoavany. Ndre da mbola tsy nanomboky gne fotoagny da efa nagnome antsika an'io raha io tao am'i Kristy Jesosy Izy. Fa amin'izao fotoagny izao gne famonjen'Andriamanitry da namb