diff --git a/01/08.txt b/01/08.txt index d6d0c6d..91407d3 100644 --- a/01/08.txt +++ b/01/08.txt @@ -1 +1 @@ -\v 8 \v 9 \v 10 \v 11 Ka megnatry ame fijoroagny vavolombelo momba gne Tompontsika, na amina, Paoly, gne gadrany. F'izy, mizara ame fahoriagny gne filazantsara arak'e herin'Andriamanitry. Fa Andriamanitry gne namonjy antsika sady nangaiky antsika tame antso masigny. Nagnano izany Izy, tsy nohon'e drafitry izay efa naniny \ No newline at end of file +\v 8 \v 9 \v 10 \v 11 Ka megnatry ame fijoroagny vavolombelo momba gne Tompontsika, na amina, Paoly, gne gadrany. F'izy, mizara ame fahoriagny gne filazantsara arak'e herin'Andriamanitry. Fa Andriamanitry gne namonjy antsika sady nangaiky antsika tame antso masigny. Nagnano izany Izy, tsy nohon'e drafitry izay efa naniny sady gne fahasoavany. Ndre da mbola tsy nanomboky gne fotoagny da efa nagnome antsika an'io raha io tao am'i Kristy Jesosy Izy. Fa amin'izao fotoagny izao gne famonjen'Andriamanitry da namb \ No newline at end of file