auto save

This commit is contained in:
MAD122 2020-03-03 11:19:48 -05:00 committed by root
parent c5587d78ed
commit b481f42c93
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Fa noho izany antony izany da mijaly amin'io raha io avakoa iao. Fa tsy megnatry iao, satria fantako Izy gne ninoakko. Resy lahatry iao fa afaky mitazogny izay efa nankiniko tamin'azy Izy mandrapahavin'izany andro izany. Tano gne ohatry mikasiky
\v 12 \v 13 \v 14 Fa noho izany antony izany da mijaly amin'io raha io avakoa iao. Fa tsy megnatry iao, satria fantako Izy gne ninoakko. Resy lahatry iao fa afaky mitazogny izay efa nankiniko tamin'azy Izy mandrapahavin'izany andro izany. Tano gne ohatry mikasiky gne hafatr'e finoagny izay renareo tamina, miaraky ame finoagny izy ame fitiavagny izay ao amin'i Kristy Jesosy. Gne raha tsara izay namboarin'Andriamanitry taminao, embeno ame alalan'e Fagnahy Masigny izany, izay miaigny ao amintsika.