From b481f42c9364547beb3f80b7d7016cc51be2be12 Mon Sep 17 00:00:00 2001 From: MAD122 <> Date: Tue, 3 Mar 2020 11:19:48 -0500 Subject: [PATCH] auto save --- 01/12.txt | 2 +- 1 file changed, 1 insertion(+), 1 deletion(-) diff --git a/01/12.txt b/01/12.txt index eabadbf..236644e 100644 --- a/01/12.txt +++ b/01/12.txt @@ -1 +1 @@ -Fa noho izany antony izany da mijaly amin'io raha io avakoa iao. Fa tsy megnatry iao, satria fantako Izy gne ninoakko. Resy lahatry iao fa afaky mitazogny izay efa nankiniko tamin'azy Izy mandrapahavin'izany andro izany. Tano gne ohatry mikasiky \ No newline at end of file +\v 12 \v 13 \v 14 Fa noho izany antony izany da mijaly amin'io raha io avakoa iao. Fa tsy megnatry iao, satria fantako Izy gne ninoakko. Resy lahatry iao fa afaky mitazogny izay efa nankiniko tamin'azy Izy mandrapahavin'izany andro izany. Tano gne ohatry mikasiky gne hafatr'e finoagny izay renareo tamina, miaraky ame finoagny izy ame fitiavagny izay ao amin'i Kristy Jesosy. Gne raha tsara izay namboarin'Andriamanitry taminao, embeno ame alalan'e Fagnahy Masigny izany, izay miaigny ao amintsika. \ No newline at end of file