auto save
This commit is contained in:
parent
d1b96f2d0a
commit
02c57e4c79
|
@ -1 +1 @@
|
||||||
Fantatrareo izany, fa izay nipetraky tagny Azia da nivadiky tamina. Ao amin'io fikambanagny io gne Fizelio izy ame Hermozena. Enga anie gne Tompo hagnome famindram
|
Fantatrareo izany, fa izay nipetraky tagny Azia da nivadiky tamina. Ao amin'io fikambanagny io gne Fizelio izy ame Hermozena. Enga anie gne Tompo hagnome famindram-po ame tokantragnon'i Onesiforo, satria namelombelogny ana matetiky izy sady tsy megnatry tame gadrako. F'izy, refa tagny Roma izy, da nitady mafy ana, da hitany iao. Gne Tompo anie hagnaboaky anazy ka hahitany famindram-po lat'amin'azy
|
Loading…
Reference in New Issue