diff --git a/01/15.txt b/01/15.txt index 0a7cd38..728b8d5 100644 --- a/01/15.txt +++ b/01/15.txt @@ -1 +1 @@ -Fantatrareo izany, fa izay nipetraky tagny Azia da nivadiky tamina. Ao amin'io fikambanagny io gne Fizelio izy ame Hermozena. Enga anie gne Tompo hagnome famindram \ No newline at end of file +Fantatrareo izany, fa izay nipetraky tagny Azia da nivadiky tamina. Ao amin'io fikambanagny io gne Fizelio izy ame Hermozena. Enga anie gne Tompo hagnome famindram-po ame tokantragnon'i Onesiforo, satria namelombelogny ana matetiky izy sady tsy megnatry tame gadrako. F'izy, refa tagny Roma izy, da nitady mafy ana, da hitany iao. Gne Tompo anie hagnaboaky anazy ka hahitany famindram-po lat'amin'azy \ No newline at end of file