auto save

This commit is contained in:
MAD117 1970-02-12 12:48:20 -05:00 committed by root
parent dc9aa625a7
commit ecbddba029
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Avelay gny faharetana hagnano gn'asany, mba tena hivotra sy ho feno tanteraka anareo, da tsisy raha hanairagna ndre raiky. ka laha misy aminareo mitady fahendrena, da aoka izy hangatakan'izany amin'i Zanahary, gn'olo raika magnome raha an-tsitrapo sady tsy mandrara gn'olo zay mangataka
Avelay gny faharetana hagnano gn'asany, mba tena hivotra sy ho feno tanteraka anareo, da tsisy raha hanairagna ndre raiky. ka laha misy aminareo mitady fahendrena, da aoka izy hangatakan'izany amin'i Zagnahary, gn'olo raika magnome raha an-tsitrapo sy tsy mandrara gn'olo zay mangataka, sady omeny an'Azy izany