auto save

This commit is contained in:
MAD117 1970-02-12 12:48:20 -05:00 committed by root
parent a7c21b1689
commit dc9aa625a7
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Avelay gny faharetana hagnano gn'asany, mba tena hivotra sy ho feno tanteraka anareo, da tsisy raha hanairagna ndre raiky. ka laha misy aminareo mitady fahendrena, da aoka izy hangatakan'izany amin'i Zanahary, gn'olo raika magnome raha
Avelay gny faharetana hagnano gn'asany, mba tena hivotra sy ho feno tanteraka anareo, da tsisy raha hanairagna ndre raiky. ka laha misy aminareo mitady fahendrena, da aoka izy hangatakan'izany amin'i Zanahary, gn'olo raika magnome raha an-tsitrapo sady tsy mandrara gn'olo zay mangataka