Mon Oct 12 2020 14:50:32 GMT-0400 (Eastern Daylight Time)
This commit is contained in:
parent
8018d94b8a
commit
d981d52958
|
@ -1 +1 @@
|
|||
\v 48 Namaly irè Jiosy kay nivôlagna taminy hoe: Moa ve tsy milaza ny marigna zaihay fô Samaritana Anô ary misy devoly? \v 49 Jesosy namaly hoe: "Tsisy devoly Za, fô magnamià voninahitra ny Raiko, ary anaré tsy magnomia voninahitra Anahy.
|
||||
\v 48 Namaly irè Jiosy ke nivôlagna taminy hoe: Moa ve tsy milaza ny marigna zahay fô Samaritana Anô ary misy devoly? \v 49 Jesosy namaly hoe: "Tsisy devoly Za, fô magnamià voninahitra ny Raiko, ary anaré tsy magnomia voninahitra Anahy.
|
|
@ -1 +1 @@
|
|||
\v 52 Ahozy irè Jiosy taminy hoe :" Avaizo fantanay fô managna devoly Anô. Aifa maty Abrahama sy irè paminany ; kanaifa anô milaza hoe:' Ra mitandrigna ny teniky, de tsy hahita fafataisagna mandrakizay Izy.' \v 53 Tsy mavety noho Abrahama Babanay, zay aifa maty Anô, sa vie mavety ? Irè paminany ihany koà de maty. Magnano ny taignanô izôvy Anô?''
|
||||
\v 52 Ahozy irè Jiosy taminy hoe :" Avaizo fantanay fô managna devoly Anô. Aifa maty Abrahama sy irè paminany; kanaifa anô milaza hoe: 'Ra mitandrigna ny teniky, de tsy hahita fafataisagna mandrakizay Izy.' \v 53 Tsy maventy noho Abrahama Babanay, zay aifa maty Anô, sa ve maventy ? Irè paminany ihany koà de maty. Magnano ny taignanô izôvy Anô?''
|
|
@ -1 +1 @@
|
|||
\v 54 Jesosy namaly hoe :"Ra mankalaza ny teniky Za , de ho tsinontsinogna ny voninahitranahy ; ny Babako zay atônare ho Andriamanitra no mankalaza Za. \v 55 Tsy fantanare Izy , fô Za mafantatra Ananjy. Ra milaza Za hoe:' Tsy mafantatra Ananjy Za, de ho kara anare, mpandainga. Kanaifa, fantako Izy kay mitandrigna ny teniny Za. \v 56 Ny babanare de nifaly nahita ny androko ; nahita zegny de faly.''
|
||||
\v 54 Jesosy namaly hoe :"Ra mankalaza ny teniky Za , de ho tsinontsinogna ny voninahitranahy; ny Babako zay atônare ho Andriamanitra no mankalaza Za. \v 55 Tsy fantanare Izy, fô Za mafantatra Ananjy. Ra milaza Za hoe: 'Tsy mafantatra Ananjy Za, de ho kara anare, mpandainga. Kanaifa, fantako Izy kay mitandrigna ny teniny Za. \v 56 Ny babanare de nifaly nahita ny androko; nahita zegny de faly.''
|
|
@ -209,10 +209,10 @@
|
|||
"08-39",
|
||||
"08-42",
|
||||
"08-45",
|
||||
"08-48",
|
||||
"08-50",
|
||||
"08-52",
|
||||
"08-54",
|
||||
"08-57",
|
||||
"09-title",
|
||||
"09-01",
|
||||
"09-03",
|
||||
|
|
Loading…
Reference in New Issue