From d981d52958266c2c76d51b05eff1cd332daca34e Mon Sep 17 00:00:00 2001 From: tsDesktop Date: Mon, 12 Oct 2020 14:50:32 -0400 Subject: [PATCH] Mon Oct 12 2020 14:50:32 GMT-0400 (Eastern Daylight Time) --- 08/48.txt | 2 +- 08/52.txt | 2 +- 08/54.txt | 2 +- manifest.json | 2 +- 4 files changed, 4 insertions(+), 4 deletions(-) diff --git a/08/48.txt b/08/48.txt index d259285f..204b6a17 100644 --- a/08/48.txt +++ b/08/48.txt @@ -1 +1 @@ -\v 48 Namaly irè Jiosy kay nivôlagna taminy hoe: Moa ve tsy milaza ny marigna zaihay fô Samaritana Anô ary misy devoly? \v 49 Jesosy namaly hoe: "Tsisy devoly Za, fô magnamià voninahitra ny Raiko, ary anaré tsy magnomia voninahitra Anahy. \ No newline at end of file +\v 48 Namaly irè Jiosy ke nivôlagna taminy hoe: Moa ve tsy milaza ny marigna zahay fô Samaritana Anô ary misy devoly? \v 49 Jesosy namaly hoe: "Tsisy devoly Za, fô magnamià voninahitra ny Raiko, ary anaré tsy magnomia voninahitra Anahy. \ No newline at end of file diff --git a/08/52.txt b/08/52.txt index 3a874f7d..1fb15b7c 100644 --- a/08/52.txt +++ b/08/52.txt @@ -1 +1 @@ -\v 52 Ahozy irè Jiosy taminy hoe :" Avaizo fantanay fô managna devoly Anô. Aifa maty Abrahama sy irè paminany ; kanaifa anô milaza hoe:' Ra mitandrigna ny teniky, de tsy hahita fafataisagna mandrakizay Izy.' \v 53 Tsy mavety noho Abrahama Babanay, zay aifa maty Anô, sa vie mavety ? Irè paminany ihany koà de maty. Magnano ny taignanô izôvy Anô?'' \ No newline at end of file +\v 52 Ahozy irè Jiosy taminy hoe :" Avaizo fantanay fô managna devoly Anô. Aifa maty Abrahama sy irè paminany; kanaifa anô milaza hoe: 'Ra mitandrigna ny teniky, de tsy hahita fafataisagna mandrakizay Izy.' \v 53 Tsy maventy noho Abrahama Babanay, zay aifa maty Anô, sa ve maventy ? Irè paminany ihany koà de maty. Magnano ny taignanô izôvy Anô?'' \ No newline at end of file diff --git a/08/54.txt b/08/54.txt index 6d4047a7..fcd3882e 100644 --- a/08/54.txt +++ b/08/54.txt @@ -1 +1 @@ -\v 54 Jesosy namaly hoe :"Ra mankalaza ny teniky Za , de ho tsinontsinogna ny voninahitranahy ; ny Babako zay atônare ho Andriamanitra no mankalaza Za. \v 55 Tsy fantanare Izy , fô Za mafantatra Ananjy. Ra milaza Za hoe:' Tsy mafantatra Ananjy Za, de ho kara anare, mpandainga. Kanaifa, fantako Izy kay mitandrigna ny teniny Za. \v 56 Ny babanare de nifaly nahita ny androko ; nahita zegny de faly.'' \ No newline at end of file +\v 54 Jesosy namaly hoe :"Ra mankalaza ny teniky Za , de ho tsinontsinogna ny voninahitranahy; ny Babako zay atônare ho Andriamanitra no mankalaza Za. \v 55 Tsy fantanare Izy, fô Za mafantatra Ananjy. Ra milaza Za hoe: 'Tsy mafantatra Ananjy Za, de ho kara anare, mpandainga. Kanaifa, fantako Izy kay mitandrigna ny teniny Za. \v 56 Ny babanare de nifaly nahita ny androko; nahita zegny de faly.'' \ No newline at end of file diff --git a/manifest.json b/manifest.json index f3321948..20ac6ac9 100644 --- a/manifest.json +++ b/manifest.json @@ -209,10 +209,10 @@ "08-39", "08-42", "08-45", + "08-48", "08-50", "08-52", "08-54", - "08-57", "09-title", "09-01", "09-03",