Mon Oct 12 2020 15:54:33 GMT-0400 (Eastern Daylight Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2020-10-12 15:54:33 -04:00
parent 885941f3b9
commit 9ef1d8f5b9
7 changed files with 7 additions and 7 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 21 Zay managna irè didiko kay mitandrigna iregny de izy lay tià Za, ary zay tià Anahy de ho tiavin'ny Babako koà, ary Za hitià ananjy sy hiseo aminare.'' \v 22 Ahozy Jodasy (Tsy Iskariota) tamin'i Jesosy hoe :" Tompo, nagnino Anô no hiseo aminay fô tsy amin'izô tontolo izô ?''
\v 21 Zay managna irè didiko kay mitandrigna iregny de izy lay tià Za, ary zay tià Anahy de ho tiavin'ny Babako koà, ary Za hitià ananjy sy hiseo aminare.'' \v 22 Ahozy Jodasy (Tsy Iskariota) tamin'i Jesosy hoe: "Tompo, nagnino Anô no hiseo aminay fô tsy amin'izô tontolo izô?''

View File

@ -1 +1 @@
\v 23 Jesosy namaly ary nivôlagna taminy hoe :" Ra misy ôlo tià Anahy, hintandrignia ny teniky izy. Hitià ananjy ny Babako, ary ho avy aminy Zaihay ary nagnamboàtra fitoeranay miaraka aminy. \v 24 Fô zay tsy tià Anahy de tsy mitandrigna ny teniky. Ny teny zay regninare de tsy avy Aminahy fô avy amin'ny Baba zay nagniraka Anahy.
\v 23 Jesosy namaly ary nivôlagna taminy hoe: "Ra misy ôlo tià Anahy, hintandrignia ny teniky izy. Hitià ananjy ny Babako, ary ho avy aminy Zaihay ary nagnamboàtra fitoeranay miaraka aminy. \v 24 Fô zay tsy tià Anahy de tsy mitandrigna ny teniky. Ny teny zay regninare de tsy avy Aminahy fô avy amin'ny Baba zay nagniraka Anahy.

View File

@ -1 +1 @@
\v 25 Aifa nivolagniky taminare irè raha irè, ra mbôla nidôka niaraka taminare Za. \v 26 Kanaifa, lay Mpampahery - lay Fagnahy Masigna, zay hasainy Baba amin'ny Agnarako_ izy no hampianatra anare ny raha jiaby sy hanohignia zay jiaby nivolagniky taminare. \v 27 Fiadanagna no availako ho anare ; amiako anare ny fiadanako. Tsy amiako ôhatra ny fagnomaizan'izô tontolo izô zegny. Aza availa hongôrohôro ny fônare, ary aza matahotra.
\v 25 Aifa nivolagniky taminare irè raha irè, ra mbôla nidôka niaraka taminare Za. \v 26 Kanaifa, lay Mpampahery - lay Fagnahy Masigna, zay hasainy Baba amin'ny Agnarako_ izy no hampianatra anare ny raha jiaby sy hanohignia zay jiaby nivolagniky taminare. \v 27 Fiadanagna no availako ho anare; amiako anare ny fiadanako. Tsy amiako ôhatra ny fagnomaizan'izô tontolo izô zegny. Aza availa hongôrohôro ny fônare, ary aza matahotra.

View File

@ -1 +1 @@
\v 28 Aifa regninare Za nivôlagna taminare hoe:'Andaiha Za, ary hierigna agny aminare ndraiky.' Ra nitià Za anare, de tôkony hifaly satrià handaiha amin'ny Baba Za, satrià Baba de maventy kokoà noho Za. \v 29 Ary nivôlagniky anare deny mbôla tsy mitranga zegny, mbô hinoànare, kôfa mitranga zegny. \v 30 Tsy hivôlagna baitsaka aminare koà Za, fô aifa ho avy ny mpanapak'izô tontolo izô. Tsy managna fahifagna Aminahy izy, \v 31 fô mbô hahaizan'izô tontolo izô fô tiàko ny Baba, de atôko kara ny nandidiàn'ny Baba Za. Andaiha hitsangagna antsika ary hiàla .''
\v 28 Aifa regninare Za nivôlagna taminare hoe: 'Andaiha Za, ary hierigna agny aminare ndraiky.' Ra nitià Za anare, de tôkony hifaly satrià handaiha amin'ny Baba Za, satrià Baba de maventy kokoà noho Za. \v 29 Ary nivôlagniky anare deny mbôla tsy mitranga zegny, mbô hinoànare, kôfa mitranga zegny. \v 30 Tsy hivôlagna baitsaka aminare koà Za, fô aifa ho avy ny mpanapak'izô tontolo izô. Tsy managna fahifagna Aminahy izy, \v 31 fô mbô hahaizan'izô tontolo izô fô tiàko ny Baba, de atôko kara ny nandidiàn'ny Baba Za. Andaiha hitsangagna antsika ary hiàla .''

View File

@ -1 +1 @@
\v 1 "Zaho no taigna voaloboka, ary ny Raiko no mpaboly. \v 2 Alàvo aminahy ny sampagna jiaby zay tsy mamoà voankazo, ary rantasagnina ny sampagna zay mamokatra mbô hamoà voankazo bebe kokoà zagny
\c 15 \v 1 "Zaho no taigna voaloboka, ary ny Raiko no mpamboly. \v 2 Alàvo aminahy ny sampagna jiaby zay tsy mamoà voankazo, ary rantasagnina ny sampagna zay mamokatra mbô hamoà voankazo bebe kokoà zagny

View File

@ -1 +1 @@
Tôko 15
Tôko faha 15

View File

@ -317,11 +317,11 @@
"14-12",
"14-15",
"14-18",
"14-21",
"14-23",
"14-25",
"14-28",
"15-title",
"15-01",
"15-03",
"15-05",
"15-08",