diff --git a/14/21.txt b/14/21.txt index 1609e770..1dd92175 100644 --- a/14/21.txt +++ b/14/21.txt @@ -1 +1 @@ -\v 21 Zay managna irè didiko kay mitandrigna iregny de izy lay tià Za, ary zay tià Anahy de ho tiavin'ny Babako koà, ary Za hitià ananjy sy hiseo aminare.'' \v 22 Ahozy Jodasy (Tsy Iskariota) tamin'i Jesosy hoe :" Tompo, nagnino Anô no hiseo aminay fô tsy amin'izô tontolo izô ?'' \ No newline at end of file +\v 21 Zay managna irè didiko kay mitandrigna iregny de izy lay tià Za, ary zay tià Anahy de ho tiavin'ny Babako koà, ary Za hitià ananjy sy hiseo aminare.'' \v 22 Ahozy Jodasy (Tsy Iskariota) tamin'i Jesosy hoe: "Tompo, nagnino Anô no hiseo aminay fô tsy amin'izô tontolo izô?'' \ No newline at end of file diff --git a/14/23.txt b/14/23.txt index 8ab4e8ed..efdc8511 100644 --- a/14/23.txt +++ b/14/23.txt @@ -1 +1 @@ -\v 23 Jesosy namaly ary nivôlagna taminy hoe :" Ra misy ôlo tià Anahy, hintandrignia ny teniky izy. Hitià ananjy ny Babako, ary ho avy aminy Zaihay ary nagnamboàtra fitoeranay miaraka aminy. \v 24 Fô zay tsy tià Anahy de tsy mitandrigna ny teniky. Ny teny zay regninare de tsy avy Aminahy fô avy amin'ny Baba zay nagniraka Anahy. \ No newline at end of file +\v 23 Jesosy namaly ary nivôlagna taminy hoe: "Ra misy ôlo tià Anahy, hintandrignia ny teniky izy. Hitià ananjy ny Babako, ary ho avy aminy Zaihay ary nagnamboàtra fitoeranay miaraka aminy. \v 24 Fô zay tsy tià Anahy de tsy mitandrigna ny teniky. Ny teny zay regninare de tsy avy Aminahy fô avy amin'ny Baba zay nagniraka Anahy. \ No newline at end of file diff --git a/14/25.txt b/14/25.txt index efcae2c2..50992594 100644 --- a/14/25.txt +++ b/14/25.txt @@ -1 +1 @@ -\v 25 Aifa nivolagniky taminare irè raha irè, ra mbôla nidôka niaraka taminare Za. \v 26 Kanaifa, lay Mpampahery - lay Fagnahy Masigna, zay hasainy Baba amin'ny Agnarako_ izy no hampianatra anare ny raha jiaby sy hanohignia zay jiaby nivolagniky taminare. \v 27 Fiadanagna no availako ho anare ; amiako anare ny fiadanako. Tsy amiako ôhatra ny fagnomaizan'izô tontolo izô zegny. Aza availa hongôrohôro ny fônare, ary aza matahotra. \ No newline at end of file +\v 25 Aifa nivolagniky taminare irè raha irè, ra mbôla nidôka niaraka taminare Za. \v 26 Kanaifa, lay Mpampahery - lay Fagnahy Masigna, zay hasainy Baba amin'ny Agnarako_ izy no hampianatra anare ny raha jiaby sy hanohignia zay jiaby nivolagniky taminare. \v 27 Fiadanagna no availako ho anare; amiako anare ny fiadanako. Tsy amiako ôhatra ny fagnomaizan'izô tontolo izô zegny. Aza availa hongôrohôro ny fônare, ary aza matahotra. \ No newline at end of file diff --git a/14/28.txt b/14/28.txt index a5657852..5e8ebb7d 100644 --- a/14/28.txt +++ b/14/28.txt @@ -1 +1 @@ -\v 28 Aifa regninare Za nivôlagna taminare hoe:'Andaiha Za, ary hierigna agny aminare ndraiky.' Ra nitià Za anare, de tôkony hifaly satrià handaiha amin'ny Baba Za, satrià Baba de maventy kokoà noho Za. \v 29 Ary nivôlagniky anare deny mbôla tsy mitranga zegny, mbô hinoànare, kôfa mitranga zegny. \v 30 Tsy hivôlagna baitsaka aminare koà Za, fô aifa ho avy ny mpanapak'izô tontolo izô. Tsy managna fahifagna Aminahy izy, \v 31 fô mbô hahaizan'izô tontolo izô fô tiàko ny Baba, de atôko kara ny nandidiàn'ny Baba Za. Andaiha hitsangagna antsika ary hiàla .'' \ No newline at end of file +\v 28 Aifa regninare Za nivôlagna taminare hoe: 'Andaiha Za, ary hierigna agny aminare ndraiky.' Ra nitià Za anare, de tôkony hifaly satrià handaiha amin'ny Baba Za, satrià Baba de maventy kokoà noho Za. \v 29 Ary nivôlagniky anare deny mbôla tsy mitranga zegny, mbô hinoànare, kôfa mitranga zegny. \v 30 Tsy hivôlagna baitsaka aminare koà Za, fô aifa ho avy ny mpanapak'izô tontolo izô. Tsy managna fahifagna Aminahy izy, \v 31 fô mbô hahaizan'izô tontolo izô fô tiàko ny Baba, de atôko kara ny nandidiàn'ny Baba Za. Andaiha hitsangagna antsika ary hiàla .'' \ No newline at end of file diff --git a/15/01.txt b/15/01.txt index 02c78c89..31071bbc 100644 --- a/15/01.txt +++ b/15/01.txt @@ -1 +1 @@ -\v 1 "Zaho no taigna voaloboka, ary ny Raiko no mpaboly. \v 2 Alàvo aminahy ny sampagna jiaby zay tsy mamoà voankazo, ary rantasagnina ny sampagna zay mamokatra mbô hamoà voankazo bebe kokoà zagny \ No newline at end of file +\c 15 \v 1 "Zaho no taigna voaloboka, ary ny Raiko no mpamboly. \v 2 Alàvo aminahy ny sampagna jiaby zay tsy mamoà voankazo, ary rantasagnina ny sampagna zay mamokatra mbô hamoà voankazo bebe kokoà zagny \ No newline at end of file diff --git a/15/title.txt b/15/title.txt index ed678ad0..9e641470 100644 --- a/15/title.txt +++ b/15/title.txt @@ -1 +1 @@ -Tôko 15 \ No newline at end of file +Tôko faha 15 \ No newline at end of file diff --git a/manifest.json b/manifest.json index d9e8c4e3..b537f196 100644 --- a/manifest.json +++ b/manifest.json @@ -317,11 +317,11 @@ "14-12", "14-15", "14-18", + "14-21", "14-23", "14-25", "14-28", "15-title", - "15-01", "15-03", "15-05", "15-08",