Mon Oct 12 2020 14:52:32 GMT-0400 (Eastern Daylight Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2020-10-12 14:52:32 -04:00
parent d981d52958
commit 38e0b7854b
5 changed files with 5 additions and 5 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 57 Ahozy irè Jiosy taminy hoe :" Mbôla tsisy dimampôlo tôgna anô, kay de aifa nahita an'Abrahama ve?'' \v 58 Ary ahozy Jesosy taminjare hoe :" Volagniky aminare, marigna, de marigna tokoàtra, fô talôhan'ny natirahan'i Abrahama, de Za no Izy. \v 59 ''Avake de nalaka vato hivalavalagna Ananjy zare, fô Jesosy kôza nitodika kay nivoàka ny legilizy.
\v 57 Ahozy irè Jiosy taminy hoe: "Mbôla tsisy dimampôlo tôgna anô, kay de aifa nahita an'Abrahama ve?'' \v 58 Ary ahozy Jesosy taminjare hoe :" Volagniky aminare, marigna, de marigna tokoàtra, fô talôhan'ny natirahan'i Abrahama, de Za no Izy. \v 59 ''Avake de nalaka vato hivalavalagna Ananjy zare, fô Jesosy kôza nitodika kay nivoàka ny tempoly.

View File

@ -1 +1 @@
\v 1 Ary kôfa nandalo Jesosy, de nahita lalahy jamba letry vao tairaka. \v 2 Nagnontany Ananjy ré mpianatra hoe:"Raby,zôvy nanota, io lalahy io sa lay ray aman- dreniny, no de tairaka jamba karanjô izy?"
\c 9 \v 1 Ary kôfa nandalo Jesosy, de nahita lalahy jamba letry vao tairaka. \v 2 Nagnontany Ananjy ré mpianatra hoe: "Raby, zôvy nanota, io lalahy io sa lay ray aman- dreniny, no de tairaka jamba karanjô izy?"

View File

@ -1 +1 @@
\v 3 Jesosy namaly hoe:" Tsy io lalahy io nanota, na ny ray aman- dreniny, fô natô zô mbô hanihoagna aminajy ny asan'Andriamanitra. \v 4 Tsy maintsy magnano asan'zay nagnasa Anahy antsika kô mbôla mazava. Fô ho avy ny aligna zay tsy ahafan'ny na izôvy na izôvy miasa eky. \v 5 Kô mbôla akéto amin'izao tontolo zao Zaho, de Zaho no fahazavan'izao tontolo zao.''
\v 3 Jesosy namaly hoe: "Tsy io lalahy io nanota, na ny ray aman- dreniny, fô natô zô mbô hanihoagna aminajy ny asan'Andriamanitra. \v 4 Tsy maintsy magnano asan'zay nagnasa Anahy antsika kô mbôla mazava. Fô ho avy ny aligna zay tsy ahafahan'na izôvy na izôvy miasa eky. \v 5 Kô mbôla akéto amin'izao tontolo zao Zaho, de Zaho no fahazavan'izao tontolo zao.''

View File

@ -1 +1 @@
Tôko 9
Tôko faha 9

View File

@ -213,9 +213,9 @@
"08-50",
"08-52",
"08-54",
"08-57",
"09-title",
"09-01",
"09-03",
"09-06",
"09-08",
"09-10",