Mon Oct 12 2020 14:58:32 GMT-0400 (Eastern Daylight Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2020-10-12 14:58:33 -04:00
parent 98c2b653a3
commit 15235ae1a7
5 changed files with 5 additions and 5 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 22 Nivôlagna zagny iré ray aman- dreniny, satrià natahotra an'ré Jiosy zaré. Satrià aifa nifankariny iré Jiosy fô kô misy magneky Ananjy ho Kristy, de hiroàhigna hiala ao amin'ny Synagoga izy. \v 23 Nohon'ny amin'izagny, no nivolagn'iré ray aman- dreniny hoe:"Aifa maventy izy, izy no agnontanià."
\v 22 Nivôlagna zagny iré ray aman-dreniny, satrià natahotra an'ré Jiosy zaré. Satrià aifa nifankariny iré Jiosy fô kô misy magneky Ananjy ho Kristy, de hiroàhigna hiala ao amin'ny Synagoga izy. \v 23 Nohon'ny amin'izagny, no nivolagn'iré ray aman-dreniny hoe: "Aifa maventy izy, izy no agnontanià."

View File

@ -1 +1 @@
\v 24 Ary nagnantso lay lalahy jamba talôha am-pagnindroa ndraiky zaré kai nivôlagna taminanjy hoe:" Amià voninahitra Andriamanitra.Fantanay fô mpanota zagny lalahy zagny." \v 25 Avy te namaly lai lalahy hoe:" Tsy aiky alôha na mpanota Izy. Fô raha aiky de zô:"jamba za talôha,fo mahita zaho zô."
\v 24 Ary nagnantso lay lalahy jamba talôha am-pagnindroa ndraiky zaré kai nivôlagna taminanjy hoe: "Amià voninahitra Andriamanitra. Fantanay fô mpanota zagny lalahy zagny." \v 25 Avy te namaly lai lalahy hoe: "Tsy aiky alôha na mpanota Izy. Fô raha aiky de zô: jamba za talôha, fo mahita zaho zô."

View File

@ -1 +1 @@
\v 26 Avy te aozin- jaré taminanjy hoe:"Fô ino no natôny taminô? Akôry ny fomba nampahitany anô?" \v 27 De namaly izy hoe:"Aifa nivolagniko taminaré fô tsy tandignaisanaré! Kai magnino anaré no te hitandregny zagny koà? Te ho isan'ny mpianany kô mô naré, sa tsy zagny?" \v 28 Nagneso ananjy zaré kai nivôlagna hoe:"Anô no mpianany,fô zaihay mpianatr'i Mosesy. \v 29 Fantanay fô aifa nikoragna tamin'i Mosesy Andriamanitra, fô kô zagny lalahy zagny de tsy hainay zay nihaviàny.''
\v 26 Avy te aozin-jaré taminanjy hoe: "Fô ino no natôny taminô? Akôry ny fomba nampahitany anô?" \v 27 De namaly izy hoe: "Aifa nivolagniko taminaré fô tsy tandignaisanaré! Kai magnino anaré no te hitandregny zagny koà? Te ho isan'ny mpianany kô mô naré, sa tsy zagny?" \v 28 Nagneso ananjy zaré kai nivôlagna hoe: "Anô no mpianany, fô zaihay mpianatr'i Mosesy. \v 29 Fantanay fô aifa nikoragna tamin'i Mosesy Andriamanitra, fô kô zagny lalahy zagny de tsy hainay zay nihaviàny.''

View File

@ -1 +1 @@
\v 30 De namaly lay lalahy kai nagnano taminjaré hoe:" Magaga zagny, tsy hainaré tany fiàviany , kanaifa nampahita ny masoko Izy. \v 31 Fantatsika fô tsy mintandregny ré mpanota Andriamanitra, fô kô misy mazoto mivavaka sy magnano ny sitrapony, de mitandregny anajy Izy.
\v 30 De namaly lay lalahy kai nagnano taminjaré hoe: "Magaga zagny, tsy hainaré tany fiàviany, kanaifa nampahita ny masoko Izy. \v 31 Fantatsika fô tsy mintandregny ré mpanota Andriamanitra, fô kô misy mazoto mivavaka sy magnano ny sitrapony, de mitandregny anajy Izy.

View File

@ -222,10 +222,10 @@
"09-10",
"09-13",
"09-16",
"09-19",
"09-22",
"09-24",
"09-26",
"09-30",
"09-32",
"09-35",
"09-39",