diff --git a/09/22.txt b/09/22.txt index 095786ab..563eafda 100644 --- a/09/22.txt +++ b/09/22.txt @@ -1 +1 @@ -\v 22 Nivôlagna zagny iré ray aman- dreniny, satrià natahotra an'ré Jiosy zaré. Satrià aifa nifankariny iré Jiosy fô kô misy magneky Ananjy ho Kristy, de hiroàhigna hiala ao amin'ny Synagoga izy. \v 23 Nohon'ny amin'izagny, no nivolagn'iré ray aman- dreniny hoe:"Aifa maventy izy, izy no agnontanià." \ No newline at end of file +\v 22 Nivôlagna zagny iré ray aman-dreniny, satrià natahotra an'ré Jiosy zaré. Satrià aifa nifankariny iré Jiosy fô kô misy magneky Ananjy ho Kristy, de hiroàhigna hiala ao amin'ny Synagoga izy. \v 23 Nohon'ny amin'izagny, no nivolagn'iré ray aman-dreniny hoe: "Aifa maventy izy, izy no agnontanià." \ No newline at end of file diff --git a/09/24.txt b/09/24.txt index fb01a811..55ac44ef 100644 --- a/09/24.txt +++ b/09/24.txt @@ -1 +1 @@ -\v 24 Ary nagnantso lay lalahy jamba talôha am-pagnindroa ndraiky zaré kai nivôlagna taminanjy hoe:" Amià voninahitra Andriamanitra.Fantanay fô mpanota zagny lalahy zagny." \v 25 Avy te namaly lai lalahy hoe:" Tsy aiky alôha na mpanota Izy. Fô raha aiky de zô:"jamba za talôha,fo mahita zaho zô." \ No newline at end of file +\v 24 Ary nagnantso lay lalahy jamba talôha am-pagnindroa ndraiky zaré kai nivôlagna taminanjy hoe: "Amià voninahitra Andriamanitra. Fantanay fô mpanota zagny lalahy zagny." \v 25 Avy te namaly lai lalahy hoe: "Tsy aiky alôha na mpanota Izy. Fô raha aiky de zô: jamba za talôha, fo mahita zaho zô." \ No newline at end of file diff --git a/09/26.txt b/09/26.txt index fc5a5028..40e6fa9c 100644 --- a/09/26.txt +++ b/09/26.txt @@ -1 +1 @@ -\v 26 Avy te aozin- jaré taminanjy hoe:"Fô ino no natôny taminô? Akôry ny fomba nampahitany anô?" \v 27 De namaly izy hoe:"Aifa nivolagniko taminaré fô tsy tandignaisanaré! Kai magnino anaré no te hitandregny zagny koà? Te ho isan'ny mpianany kô mô naré, sa tsy zagny?" \v 28 Nagneso ananjy zaré kai nivôlagna hoe:"Anô no mpianany,fô zaihay mpianatr'i Mosesy. \v 29 Fantanay fô aifa nikoragna tamin'i Mosesy Andriamanitra, fô kô zagny lalahy zagny de tsy hainay zay nihaviàny.'' \ No newline at end of file +\v 26 Avy te aozin-jaré taminanjy hoe: "Fô ino no natôny taminô? Akôry ny fomba nampahitany anô?" \v 27 De namaly izy hoe: "Aifa nivolagniko taminaré fô tsy tandignaisanaré! Kai magnino anaré no te hitandregny zagny koà? Te ho isan'ny mpianany kô mô naré, sa tsy zagny?" \v 28 Nagneso ananjy zaré kai nivôlagna hoe: "Anô no mpianany, fô zaihay mpianatr'i Mosesy. \v 29 Fantanay fô aifa nikoragna tamin'i Mosesy Andriamanitra, fô kô zagny lalahy zagny de tsy hainay zay nihaviàny.'' \ No newline at end of file diff --git a/09/30.txt b/09/30.txt index 7786529b..0f6298f2 100644 --- a/09/30.txt +++ b/09/30.txt @@ -1 +1 @@ -\v 30 De namaly lay lalahy kai nagnano taminjaré hoe:" Magaga zagny, tsy hainaré tany fiàviany , kanaifa nampahita ny masoko Izy. \v 31 Fantatsika fô tsy mintandregny ré mpanota Andriamanitra, fô kô misy mazoto mivavaka sy magnano ny sitrapony, de mitandregny anajy Izy. \ No newline at end of file +\v 30 De namaly lay lalahy kai nagnano taminjaré hoe: "Magaga zagny, tsy hainaré tany fiàviany, kanaifa nampahita ny masoko Izy. \v 31 Fantatsika fô tsy mintandregny ré mpanota Andriamanitra, fô kô misy mazoto mivavaka sy magnano ny sitrapony, de mitandregny anajy Izy. \ No newline at end of file diff --git a/manifest.json b/manifest.json index e34c16b7..0c7a63f6 100644 --- a/manifest.json +++ b/manifest.json @@ -222,10 +222,10 @@ "09-10", "09-13", "09-16", + "09-19", "09-22", "09-24", "09-26", - "09-30", "09-32", "09-35", "09-39",