Fri Oct 09 2020 16:06:21 GMT-0400 (Eastern Daylight Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2020-10-09 16:06:22 -04:00
parent b27c809810
commit e0dac6572f
4 changed files with 4 additions and 4 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 8 Vôlôhany nivôlagna izy hoe: ''Tsy sôrogna, na koà fagnatitra, na fagnatitra nodoragna, na sôrogna ho an'ny ota no nirinaré. Kè anaré tsy nifaly takô aminjaré iregny.'' Iregny de sôrogna zay atôlotra araka ny lalàgna. \v 9 Ké nivôlagna izy hoe: ''Zahavo, intô Zaho hagnano ny sitrakaré.'' Izy de nagnala ny fampiharagna vôlôhany mbô hamitrahagna ny fampiharagna faharoy. \v 10 Tamin'izégny sitraka izégny, atsika de nohamasinigna tamin'ny alalan'ny fagnatitry ny vatan'i Jesosy Krissty ndraiky mandeha monja.
\v 8 Vôlôhany nivôlagna izy hoe: ''Tsy sôrogna, na koà fagnatitra, na fagnatitra nodoragna, na sôrogna ho an'ny ota no nirinaré. Kè anaré tsy nifaly takô aminjaré iregny.'' Iregny de sôrogna zay atôlotra araka ny lalàgna. \v 9 Ké nivôlagna izy hoe: ''Zahavo, intô Zaho hagnano ny sitrakaré.'' Izy de nagnala ny fampiharagna vôlôhany mbô hamitrahagna ny fampiharagna faharoy. \v 10 Tamin'izégny sitraka izégny, atsika de nohamasinigna tamin'ny alalan'ny fagnatitry ny vatan'i Jesosy Kristy ndraiky mandeha monja.

View File

@ -1 +1 @@
\v 11 Amin'ny lafiny araiky, ny mpisôrogna jiaby de mijoro isan'andro manômpo an'Andriamanitra. Izy de manôlotra sôrogna mitôvy hatragny, na izégny aza izy iré de tsy afaka magnala iré ota mihintsy. \v 12 Amin'ny lafiny araiky hafa, Kristy de nanôlotra sôrogna araiky ho an'ny ota mandrakizzay, nipetraka také an-tagnakavanan'Andriamanitra Izy. \v 13 Izy de miandry mandra-panaovagna iré fahavalony ho fitoeran-tôngotra ho an'ny tôngony. \v 14 Fô tamin'ny fagnatitra araiky izy de nahalavorary mandrakizay iré zay nohamasinigna.
\v 11 Amin'ny lafiny araiky, ny mpisôrogna jiaby de mijoro isan'andro manômpo an'Andriamanitra. Izy de manôlotra sôrogna mitôvy hatragny, na izégny aza izy iré de tsy afaka magnala iré ota mihintsy. \v 12 Amin'ny lafiny araiky hafa, Kristy de nanôlotra sôrogna araiky ho an'ny ota mandrakizay, nipetraka také an-tagnana ankavanagnaAndriamanitra Izy. \v 13 Izy de miandry mandra-panaovagna iré fahavalony ho fitoeran-tôngotra ho an'ny tôngony. \v 14 Fô tamin'ny fagnatitra araiky izy de nahalavorary mandrakizay iré zay nohamasinigna.

View File

@ -1 +1 @@
Tôko 10
Tôko faha 10

View File

@ -119,11 +119,11 @@
"09-21",
"09-23",
"09-25",
"09-27",
"10-title",
"10-01",
"10-05",
"10-08",
"10-11",
"10-15",
"10-17",
"10-19",