Fri Oct 09 2020 16:04:21 GMT-0400 (Eastern Daylight Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2020-10-09 16:04:22 -04:00
parent bd2654ebf0
commit b27c809810
5 changed files with 5 additions and 5 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 16 Fô kôfa misy didim-pananagna, ny fahafatesan'ilay ôlogno zay nagnano izégny de tsy maintsy vôporofo. \v 17 Fô kôfa misy fahafatesagna foagna vô manan-kery ny didim-pananangna, satrià tsy manan-kery izégny izy koà ké mbôla velogno lay ôlogno zay nanagna izégny.
\v 16 Fô kôfa misy didim-pananagna, ny fahafatesan'ilay ôlogno zay nagnano izégny de tsy maintsy vôporofo. \v 17 Fô kôfa misy fahafatesagna foagna vô manan-kery ny didim-pananagna, satrià tsy manan-kery izégny izy koà ké mbôla velogno lay ôlogno zay nanagna izégny.

View File

@ -1 +1 @@
\v 18 Koà na de ny fagnikiagna vôlohany aza tsy natô kôfa tsisy rà. \v 19 Fô kôfa nagnamia ny didy jiaby takô amin'ny lalàgna tamin'iré ôlogno jiaby Mosesy, de nalaka na ràn'iré ômby sy iré ôsy, niaraka tamin'ny rano, volon'ôndry jaky mena, sy hysopa izy, ké namafy také amin'ny boky ndraiky ôlogno jiaby. \v 20 Ké izy nivôlagna hoe: ''Itô no ràn'ny fagnikiagna zay nandidian'Andriamanitra ho anaré.''
\v 18 Koà na de ny fagnikiagna vôlohany aza tsy natô kôfa tsisy rà. \v 19 Fô kôfa nagnamia ny didy jiaby takô amin'ny lalàgna tamin'iré ôlogno jiaby Mosesy, de nalaka ny ràn'iré ômby sy iré ôsy, niaraka tamin'ny rano, volon'ôndry jaky mena, sy hysopa izy, ké namafy také amin'ny boky ndraiky ôlogno jiaby. \v 20 Ké izy nivôlagna hoe: ''Itô no ràn'ny fagnikiagna zay nandidian'Andriamanitra ho anaré.''

View File

@ -1 +1 @@
\v 23 Noho izégny de nilaigna ny tandindon'iré raha agny an-dagnitra mbô ho vôdion'ny soron'iré biby iré. Na izègny aza, iré raha ny lagnitra mihintsy no nila nodiovigna tamin'ny sorogna tsara kokoà. \v 24 Fô Kristy de tsy niditra takô amin'ny toeragna masina indrindra zay natôn'ny tanagna, zay tandindin'ilay araiky zay tegna izy foagna. Fô ndraiky niditra tagny an-dagnitra mihintsy Izy, mbô hiseho aké amin'ny fagnatrehan'Andriamanitra ho antsika avaizo.
\v 23 Noho izégny de nilaigna ny tandindon'iré raha agny an-dagnitra mbô ho vôdion'ny soron'iré biby iré. Na izègny aza, iré raha ny lagnitra mihintsy no nila nodiovigna tamin'ny sorogna tsara kokoà. \v 24 Fô Kristy de tsy niditra takô amin'ny toeragna masina indrindra zay natôn'ny tanagna, zay tandindin'ilay araiky zay tegna izy foagna. Fô ndraiky niditra tagny an-dagnitra mihintsy Izy, mbô hiseho aké amin'ny fagnatrehan'Andriamanitra ho antsika avaizo.

View File

@ -1 +1 @@
\v 25 Tsy nandeha takô mbô hanolotra ny tegnany imbetsaka Izy, kaha ny fanaoon'ny mpisôrognabe, zay miditry akô amin'ny toeragna masigna indrindra isan-tôgno niaraka tamin'ny rà'ny hafa. \v 26 Fô kô izégny ny raha-nitranga, de saika nijaly imbetsaka nanômboka tamin'ny fagnorenagna zao tôntolo zao Izy. Fô avaizo de indraika mandeha monjo no nampiseho Ananjy mbô hangala ny fahotagna amin'ny alalan'ny sôron'ny tegnany foagna.
\v 25 Tsy nandeha takô mbô hanolotra ny tegnany imbetsaka Izy, kaha ny fanaon'ny mpisôrognabe, zay miditry akô amin'ny toeragna masigna indrindra isan-tôgno niaraka tamin'ny ràn'ny hafa. \v 26 Fô kô izégny ny raha-nitranga, de saika nijaly imbetsaka nanômboka tamin'ny fagnorenagna zao tôntolo zao Izy. Fô avaizo de indraika mandeha monjo no nampiseho Ananjy mbô hangala ny fahotagna amin'ny alalan'ny sôron'ny tegnany foagna.

View File

@ -113,12 +113,12 @@
"09-06",
"09-08",
"09-11",
"09-13",
"09-16",
"09-18",
"09-21",
"09-23",
"09-25",
"09-27",
"10-title",
"10-01",
"10-05",