Fri Oct 09 2020 16:02:21 GMT-0400 (Eastern Daylight Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2020-10-09 16:02:22 -04:00
parent bd3ae04fff
commit bd2654ebf0
4 changed files with 4 additions and 4 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 8 Nasehon'ny Fanahy Masina fô ny lalagna makô amin'ny toeragna masigna indrindra de mbôla tsy naseho kôfa mbôla mitsangagna ny tabernakely vôlôhany. \v 9 Izegny de fagnoharagna ho an'izô fotoagna avaizo zao. Irè fagnomezagna sy iré sorogna zay atôlotro avaizo de samy tsy afaka hahatanteraka ny fieritreretan'ny mpivavaka araiky. \v 10 Mifantoka amin'ny hanigny sy raha fisôtro sy karazam-pômba fidiovagna fontry fotsiny iré. Iréjiaby iré de fitsipika ho an'ny nôfo avokoà zay namiagna mandra-pagnamboaragna ny fandaminagna vôvô.
\v 8 Nasehon'ny Fanahy Masina fô ny lalagna makô amin'ny toeragna masigna indrindra de mbôla tsy naseho kôfa mbôla mitsangagna ny tabernakely vôlôhany. \v 9 Izegny de fagnoharagna ho an'izô fotoagna avaizo zao. Irè fagnomezagna sy iré sorogna zay atôlotro avaizo de samy tsy afaka hahatanteraka ny fieritreretan'ny mpivavaka araiky. \v 10 Mifantoka amin'ny hanigny sy raha fisôtro sy karazam-pômba fidiovagna fontry fotsiny iré. Iré jiaby iré de fitsipika ho an'ny nôfo avokoà zay namiagna mandra-pagnamboaragna ny fandaminagna vôvô.

View File

@ -1 +1 @@
\v 11 Kristy de niavy karaha ny mpisôrognaben'iré raha tsara zay tônga. Nandéha tamn'ny alan'ny tabernakely maventy kokoà sy tsara kokoà zay tsy nataon'ny tanan'ôlombelogna Izy. zay tsy an'izô tontôlo voahary zao. [Fagnamarihagna: Irè dikan-teny sasany de mivaky karanjô: ''Jesosy de tônga karaha ny mpisôgnaben'iré raha tsara zay ho azy.''] \v 12 Tsy tamin'ny ràn'iré osy lahy sy vatotr'ômby vavy izégny, fô amin'ny ràny manôkagna zay niditry takô amin'ny toéragna masigna indrindra idraika mandehà foàgna ho an'ny jiaby ké niaro ny famonjentsika mandrakizay.
\v 11 Kristy de niavy karaha ny mpisôrognaben'iré raha tsara zay tônga. Nandéha tamin'ny alalan'ny tabernakely maventy kokoà sy tsara kokoà zay tsy nataon'ny tanan'ôlombelogna Izy. Zay tsy an'izô tontôlo voahary zao. [Fagnamarihagna: Irè dikan-teny sasany de mivaky karanjô: ''Jesosy de tônga karaha ny mpisôgnaben'iré raha tsara zay ho azy.''] \v 12 Tsy tamin'ny ràn'iré osy lahy sy vatotr'ômby vavy izégny, fô tamin'ny ràny manôkagna zay niditry takô amin'ny toéragna masigna indrindra idraika mandehà foàgna ho an'ny jiaby ké niaro ny famonjentsika mandrakizay.

View File

@ -1 +1 @@
\v 13 Fô kô ny ràn're osy sy irè ômby lahy ary ny famafazana ny lavenon'ny vantotr'ômby vavy aké amin'iré zay lasa maloto no manôkagna ananjy iré aké amin'Andriamanitra ho fanadiovana ny nofonjaré ré, \v 14 karakôry ny ràn'i Kristy, zay nanolotra ny tégnany tsy misy kilema ho an'Andriamanitra taminy alalan'ny fanahy mandrakizay, hanadio ny fieritreretantsika hiala amin'ny asa maty mbô hanompoana lay Andriamanitra velogna? \v 15 Noho izègny antony izègny, de Izy no mpanalalagna ny fanikegna vaovao. Izégny de, satrià nisy fahafatesagna ndraika niseho mbô hanafaka iré zay amban'ny fanikegna vôlohagny amin'ny fahotanjaré ré, de handray ny fampagnatignan'ny lova mandrakizay iré zay vôantso.
\v 13 Fô kô ny ràn'irè osy sy irè ômby lahy ary ny famafazana ny lavenon'ny vantotr'ômby vavy aké amin'iré zay lasa maloto no manôkagna ananjy iré aké amin'Andriamanitra ho fanadiovana ny nofonjaré ré, \v 14 karakôry ny ràn'i Kristy, zay nanolotra ny tégnany tsy misy kilema ho an'Andriamanitra taminy alalan'ny fanahy mandrakizay, hanadio ny fieritreretantsika hiala amin'ny asa maty mbô hanompoana lay Andriamanitra velogna? \v 15 Noho izègny antony izègny, de Izy no mpanalalagna ny fanikegna vaovao. Izégny de, satrià nisy fahafatesagna ndraika niseho mbô hanafaka iré zay amban'ny fanikegna vôlohagny amin'ny fahotanjaré ré, de handray ny fampagnatignan'ny lova mandrakizay iré zay vôantso.

View File

@ -110,9 +110,9 @@
"09-title",
"09-01",
"09-03",
"09-06",
"09-08",
"09-11",
"09-13",
"09-16",
"09-18",
"09-21",