Fri Oct 09 2020 16:00:21 GMT-0400 (Eastern Daylight Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2020-10-09 16:00:22 -04:00
parent 3e58ae5e4b
commit bd3ae04fff
3 changed files with 2 additions and 3 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 3 Akô ambadiky ny lamba faharoy de nisy efatra araiky hafa, antsoigna hoe toerana masina indrindra. \v 4 Nisy alitara vôlamena ho an'ny ditin-kazo magnitra izegny. Nisy ny fiaran'ny fagnekegna foagna koà, zay rakotra vôlamena tanteraka. Takô agnatin'izégny de nisy siny vôlamena zay nisy ny mana, ny tehin'i Arona zay nagniry, ké iré vato fisaky ny fagnekegna. \v 5 Egny ambônin'ny fiaran'ny fagnekegna, de kerobima be vôninahitra maro no magnakalo ny sarona fagnaronagna, zay tsy afaka volagninay amin'ny antsipirihany avaizo.
\v 3 Akô ambadiky ny lamba faharoy de nisy efitra araiky hafa, antsoigna hoe toerana masina indrindra. \v 4 Nisy alitara vôlamena ho an'ny ditin-kazo magnitra izegny. Nisy ny fiaran'ny fagnekegna foagna koà, zay rakotra vôlamena tanteraka. Takô agnatin'izégny de nisy siny vôlamena zay nisy ny mana, ny tehin'i Arona zay nagniry, ké iré vato fisaky ny fagnekegna. \v 5 Egny ambônin'ny fiaran'ny fagnekegna, de kerobima be vôninahitra maro no magnakalo ny sarona fagnaronagna, zay tsy afaka volagninay amin'ny antsipirihany avaizo.

View File

@ -1 +1 @@
Tôko 9
Tôko faha 9

View File

@ -110,7 +110,6 @@
"09-title",
"09-01",
"09-03",
"09-06",
"09-08",
"09-11",
"09-13",