Fri Oct 09 2020 15:24:20 GMT-0400 (Eastern Daylight Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2020-10-09 15:24:21 -04:00
parent 736d586bf5
commit 7dd1428484
4 changed files with 4 additions and 4 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 1 Noho izègny, ry rahalahy masina, nizara ny antson'ny lagnitra anaré. Saino ny momban'i Jesosy, ny apostoly sy mpisorognabe zay kehintsika. \v 2 Izy de natoky an'Andriamanitra, zay nanendry ananjy, karaha an'i Mosesy zay nahatoky takô an-tragnon'Andriamanitra foagna koà. \v 3 Fô Jesosy de efa noraisigna mendrika ny vôninahitra lehibe noho Mosesy, satrià zay magnorigna ny tragno no manan-kaja bebe kokoà noho lay tragno. \v 4 Fô ny tragno jiaby de nisy ôlogno nanorigna, fô ny araiky zay nanorigna ny raha jiaby de Andriamanitra.
\c 3 \v 1 Noho izègny, ry rahalahy masina, nizara ny antson'ny lagnitra anaré. Saino ny momban'i Jesosy, ny apostoly sy mpisorognabe zay ekentsika. \v 2 Izy de natoky an'Andriamanitra, zay nanendry ananjy, karaha an'i Mosesy zay nahatoky takô an-tragnon'Andriamanitra foagna koà. \v 3 Fô Jesosy de efa noraisigna mendrika ny vôninahitra lehibe noho Mosesy, satrià zay magnorigna ny tragno no manan-kaja bebe kokoà noho lay tragno. \v 4 Fô ny tragno jiaby de nisy ôlogno nanorigna, fô ny araiky zay nanorigna ny raha jiaby de Andriamanitra.

View File

@ -1 +1 @@
\v 7 Noho izégny, izégny de karahan'ny volagnin'ny Fanahy masina hoe: ''Niany, kôfa maharegny ny feony anaré \v 8 de aza magnamafy ny fônaré karaha ny amin'ny fikomiagna, amin'ny fotoagnan'ny fitsapagna agny agn'efitra.
\v 7 Noho izégny, izégny de karahan'ny volagnin'ny Fagnahy Masigna hoe: ''Niany, kôfa maharegny ny feony anaré \v 8 de aza magnamafy ny fônaré karaha ny amin'ny fikomiagna, amin'ny fotoagnan'ny fitsapagna agny agn'efitra.

View File

@ -1 +1 @@
Tôko 3
Tôko faha 3

View File

@ -55,10 +55,10 @@
"02-09",
"02-11",
"02-13",
"02-16",
"03-title",
"03-01",
"03-05",
"03-07",
"03-09",
"03-12",
"03-14",