Fri Oct 09 2020 15:22:20 GMT-0400 (Eastern Daylight Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2020-10-09 15:22:21 -04:00
parent 4223019ca1
commit 736d586bf5
4 changed files with 4 additions and 4 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 9 Fô atsika mahita lay araika zay natôny ambany noho iré anjely nandritry ny fotoagna fohy: Jesosy, zay, nohon'ny fijaliany ndraiky fahafatesany, de nosatrohina satro-boninahitra tamin'ny voninahitra sy dera. Ké avaizo tamin'ny alalan'ny fahasoavan'Andriamanitra, no nagnandramany ny fahafatesagna ho an'ny ôlogno jiaby. \v 10 Fô mety amin'Andriamanitra izégny, satrià ny raha jiaby de misy ho Ananjy ké amin'ny alalany, mbô hitondra zanaka maro ho any amin'ny voninahitra. Mety aminy ny hahatônga ny mpitarika ny famonjegna anjaré ré ho feno amin'ny alalan'ny fijaliany.

\v 11 Fô na ny ôlogno zay magnamasigna na iré zay vômasina de managna lôharano araiky. Noho izégny de tsy megnatra miantso ananjy iré hoe rahalahy Izy. \v 12 Ahozy Izy hoe: ''Hagnambara ny agnaranà amin'irè rahaahiky Zaho, hihira ny momba anà avy akô agnatin'ny fivondronagna Zaho.''
\v 11 Fô na ny ôlogno zay magnamasigna na iré zay vômasina de managna lôharano araiky. Noho izégny de tsy megnatra miantso ananjy iré hoe rahalahy Izy. \v 12 Ahozy Izy hoe: ''Hagnambara ny agnaranà amin'irè rahalahiky Zaho, hihira ny momba anà avy akô agnatin'ny fivondronagna Zaho.''

View File

@ -1 +1 @@
\v 13 Ary koà, ''Hatoky ananjy zaho. '' Ary koà: ''Io, aketo zaho sy iré zanaka zay namian'Andriamanitra anahy.'' \v 14 Noho izégny, satrià nofo aman-drà iré zanak'Andriamanitra, de nizara raha karaha izégny niaraka taminjare ré foagna koà Jesosy, mbô ho amin'ny alalan'ny fahafatesagna no hagnafoagnany ny araiky zay managna ny herin'ny fahafatesagna, de ny devoly izégny. \v 15 Izégny de mbô hagnafahany iré jiaby zay nohon'ny tahotra ny fahafatesagna de niaigna ny fiainanjaré jiaby iré takô amin'ny fagnandevozagna.
\v 13 Ary koà, ''Hatoky ananjy zaho.'' Ary koà: ''Io, aketo zaho sy iré zanaka zay namian'Andriamanitra anahy.'' \v 14 Noho izégny, satrià nofo aman-drà iré zanak'Andriamanitra, de nizara raha karaha izégny niaraka taminjare ré foagna koà Jesosy, mbô ho amin'ny alalan'ny fahafatesagna no hagnafoagnany ny araiky zay managna ny herin'ny fahafatesagna, de ny devoly izégny. \v 15 Izégny de mbô hagnafahany iré jiaby zay nohon'ny tahotra ny fahafatesagna de niaigna ny fiainanjaré jiaby iré takô amin'ny fagnandevozagna.

View File

@ -51,10 +51,10 @@
"02-01",
"02-02",
"02-05",
"02-07",
"02-09",
"02-11",
"02-13",
"02-16",
"03-title",
"03-01",
"03-05",